piratage compt

1. elie%27us ( 01/10/2014 04:22)
sao misy mahay manao piratage facebook ato e
novalian'i hery ny 01/10/2014 06:29
2. Noue ( 01/10/2014 05:51)

elie%27us:

sao misy mahay manao piratage facebook ato e



atao inonaaaa ???? JIOLAHY !!! no manao an'zaoo !!!

mahatsiravina !!!!! zao ve dia dinika tokony atao ?????
3. hery ( 01/10/2014 06:29)
Ny fika tsotra indrindra dia mangataka ny mot de passe amin'ilay tompony :-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8708