aza hitako e !

1. rabaradaka ( 06/10/2014 05:20)
na inona tsy fahaizana na inona hadondronana, rehefa ministre izany ianao dia tokony hiezaka hahay na hifehy teny frantsay sy ny tenin-draznao. I Tabera Randriamanantsoa tsy sahy niteny frantsay mihitsy fa tena zero hono, moa tsy toa izay koa i Dadafara ? Aza hitako leretsy ka je suis le ministre no tiany ho tenenina ka lasa hoe je fuis le ministre ! hi hi hi
novalian'i Maningana ny 08/10/2014 04:58
2. Maningana ( 08/10/2014 04:58)
slm e, ny tena mapmé am ireto ekipa ato anatin 'ity fitondrana ity dray ry rabaradaka dia izao an, saiky ny ankamaroan'ireo nilatsaka ho filoham pirenena dôly no mandrafitra n gouvernemanta amzao nefa minisitera anakiray aza tsy zakany ny miandraikitra azy, hita arak'izany fa tsy dia ny hanondrotra an'i gasikara na hikarakara ny vahoaka maro an'iza no tena antony nilatsahany tao fa ny HANGORON-KARENA sy HANODIKODIM-BOLA B fotsiny e

rabaradaka:

na inona tsy fahaizana na inona hadondronana, rehefa ministre izany ianao dia tokony hiezaka hahay na hifehy teny frantsay sy ny tenin-draznao. I Tabera Randriamanantsoa tsy sahy niteny frantsay mihitsy fa tena zero hono, moa tsy toa izay koa i Dadafara ? Aza hitako leretsy ka je suis le ministre no tiany ho tenenina ka lasa hoe je fuis le ministre ! hi hi hi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2106