Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
endriny ( 28/10/2014 15:03)
taola-nifin'iza aza ireto nisy nangalatra ka natao tamin'ny sarivongan'i Jesosy ireto
[url=http://]www.livescience.com/47407-jesus-statue-with-human-teeth.html[/url] Ohatran'ny tsara e? ... tohiny
novalian'i endriny ny 29/10/2014 13:14
rhaj0 ( 28/10/2014 12:32)
Devoly/Menarana/... sidekick-n'A.tra
[url=http://www.urbandictionary.com/define.php?term=sidekick]Sidekick[/url] : The person in a group of two that is the lesser. - Toa i Sancho Panza an'i Don Quichotte, na i Dr Watson an'i Sherlock H... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 11/11/2014 16:52
rabaradaka ( 28/10/2014 12:08)
Tsy mazoto ny hanaovana reconciliation ny HVM
Mifanipaka tanteraka ny tenin-dry Rivo Rakotovao izayantsoina hoe Rivo Mainty sy Henri Rabary-Njaka izay antsoina hoe Gadana ary Hery Rajaonarimampianina Filoha mamim-bahoaka sy voafidim-bahoaka (na d... tohiny
bor2lais ( 28/10/2014 12:03)
Avy any no hiaviany hitsara ny velona sy ny maty
Miantefa amintsika manambara io fanekem-pinoana apostolika io indrindra² ity lohahevitra ity. Marihiko fa efa nandeha [url=http://forum.serasera.org/forum/message/m482ec40b284d7/]teto[/url] ity dini... tohiny
novalian'i gasy1zay ny 04/11/2014 15:38
endriny ( 28/10/2014 11:55)
Ny vaky fasana sy ny finoana ankehitriny
Taloha dia masina ho an'ny Malagasy izany atao hoe fasana izany: Tsy azo anaovana maloto ny manodidina, atao izany hoe dio fasana izany, avadika ny razana... Niova anefa io fijery io ankehitriny: fan... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 02/11/2014 21:38
hafahafa ( 27/10/2014 12:56)
Fanentanana antsika rehetra lovecover 2014
Salut. MIHARIVOLA & D-CIBL ihany. misaotra betsaka anao nanohana anay hatrany am lovecover. raha tsy teo ianareo namana tsy mitohy ny lalana. merci beaucoup :) ity ny lien makao am lovecover dia mba m... tohiny
hafahafa ( 27/10/2014 10:06)
Concours
Misokatra ndray izao ty ny Concours aminy fanjakana. Efa misy resaka mandeha sahady fa mila mandoa vola sy mahafatatra olona vao afaka. Mbola azo heverina ve fa misy fanantenana ho anireo mpianatra ni... tohiny
Maranatha ( 27/10/2014 09:50)
NY ZAVA-MISY IZAY MANEHO NY LOZA FAHA ENINA
[color=blue]Na dia hampidirin’ny fahavalo any am-ponja aza ireo olon’Andriamanitra mahatoky , dia tsy hahasakana ny firaisan’ny fanahiny amin’i Kristy ireo rindrin’ny tranomaizina . Ilay ma... tohiny
hafahafa ( 27/10/2014 09:50)
mivadika ny globy
Tena mahagaga mihintsy fa to lasa misarizoro aminy bandy efa manambady daolo ny sipa kely,ry zala ve efa ela nietezana de lavavolo de mora aminy ny mikoty sipa kely sa mampiasa vola? Le sipa kely ko t... tohiny
novalian'i hery ny 14/11/2014 10:51
rabaradaka ( 25/10/2014 09:58)
Rava ny mouvance Ravalomanana
Mazava ny resaka fa io tokoa ilay nolazaiko hoe hiditra HVM ireo olon-dRavalo toa an-dry Guy Rivo, Hanitra, Ravatomanga sy ny zanaky Dada sasany. Tena efa mazava izany. Tadidiko mihitsy ny niorakoraha... tohiny
rabaradaka ( 25/10/2014 09:53)
Ratsy namana ny mpitondra ka dia miara-midofotra daholo
Tena liham-boto, izay no azo ilazana an'ity Jaovato ity. Ireny zny no akaman'i Hery Rajaonarimampianina koa tsy mahagaga raha midofotra daholo izay aleha. Iza no tsy nahalala fa nanome vola i Jaovato ... tohiny
hery ( 24/10/2014 08:46)
Tononkira Leboto Dor's Group
Salama daholo. Sao mba misy afaka manome ny tonon'ity hiran'i Dor's group hoe Leboto ity kay? Be teny tsy fantatro ilay izy. dia misaotra. [youtube]https://www.youtube.com/watch?v=GqC0OxXfp64[/yout... tohiny
novalian'i salomo ny 07/12/2014 22:52
Maranatha ( 23/10/2014 05:03)
ILAY FIANGONAN’I AVO INDRINDRA MANDRITRA NY FOTOANA HISIAN’IREO LOZA
[color=blue]Ary hatoky Anao izay mahalala ny anaranao . Fa tsy foinao izay mitady Anao Jehovah o ! Mankalazà an’i Jehovah , izay mitoetra any Ziona . Ambarao any amin’ny firenena ny asany . Fa i... tohiny
hery ( 21/10/2014 22:18)
Fanatsaràna ny takelaka tononkira
Manatsara tsikelikely ny takelaka tsirairay aho. Ny takelaka http://tononkira.serasera.org indray izao no vita. Io takelaka io no anisan'ny tranainy indrindra eto amin'ny serasera satria tamin'ny taon... tohiny
mpisotrtoaka ( 21/10/2014 15:37)
Fakan-tahaka hatrany
Tadidinareo ve ilay film Lôrety sy Mardy ! Comedie gasy izy io ar mino aho fa notsoahana tamin'ireto mpilalao fampihomehezana malaza ireto ! D ts hamorona miits ve ny gasy fa d haka tahaka foana e !... tohiny
novalian'i Sahia ny 10/02/2015 06:46
Tibao ( 21/10/2014 15:20)
Lehibe tao Madagasikara anefa tsy mahay teny malagasy
Hita tao amin'i Ledaily tamin'ny 16 Okt. lasa teo : http://ledaily.mg/andy-15-ans-temoigne-suis-jhabite-madagascar-sais-pas-parler-malgache/ Tena mampalahelo ny toa izany. Dia inona marina no trang... tohiny
novalian'i Nav ny 29/11/2014 14:34
Randri87 ( 21/10/2014 07:11)
Fanekena vaovao sy fanekena taloha
Miarahaba ny namana rehetra, anisan'ny miteraka ady hevitra matetika ny resaka fifandraisana eo amin'ny fanekena vaovao sy ny fanekena taloha, ny testamenta vaovao sy ny testamenta taloha. Ity verset ... tohiny
novalian'i endriny ny 02/11/2014 05:20
Maranatha ( 20/10/2014 10:27)
NYFIROTSAHAN'IREO LOZA VOALOHANY
[color=blue] Tsy ho ela itsony izao tontolo izao dia hilaozan’ilay anjelin’ny famindram-po , ary ireo loza fito farany dia harotsaka ….Ny faharetana sy ny famindram-pon’Andriamanitra dia tsy h... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 20/10/2014 19:12
Randri87 ( 18/10/2014 12:54)
Ny helo/Afobe
Miarahaba ny namana rehetra, ity dia video hita tao am youtube miresaka ny mikasika ny atao hoe helo afobe , basé tam fahitana ilay izy io. Mampandinika ihany lay izy , ny tena mampalahelo dia hoe hi... tohiny
novalian'i endriny ny 02/11/2014 05:25
rabaradaka ( 18/10/2014 11:54)
Be entana ny afrikana
Ny afrikana dia tena be entana (aleo tsorina hoe lataka) be satria vao 5 taona monja izy dia efa karakarain'ny ray aman-dreniny ny entany : somary fonosina zavatra (tsy atoroko sao misy manaonao foana... tohiny
novalian'i zandry01 ny 06/11/2015 13:10
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 5.2264