Liste des messages
Liste de tous les messages, par ordre de date
Irery06
(
17/11/2014 06:16)
SOS amin'ny mpisera rehetra
Miarahaba tompoko!Efa atomotra ny fotoana ka ato sisa no itadiavako vahaolana farany akotran izay mba efa azoko.
Ten mila fanampina aminareo aho,tiko aloha ny mampafantatra ety amboalohany fa izaho m...
suite
répondu par mpisotrtoaka le 15/01/2015 03:43
tahianamalagasy
(
15/11/2014 16:12)
Fitadiavana trano na hotely mora eto Paris
Manaja Tompoko! Sao mba mahita trano na hotely mora eto Paris isika, fa mila hatory andalana noho ireo lafo be ,izay rehetra hita! Misaotra mialoa @ fifanomezankevitra !
...
suite
répondu par tahianamalagasy le 17/11/2014 11:31
rabaradaka
(
15/11/2014 15:37)
Je ne crois pas de mes yeux
Un "brigand" au staff de l'AREMA ? Quelle pourriture[url=http://forum.serasera.org/media/images/o/bc2706f98f9760334674737a15c7c095.jpg][img]http://forum.serasera.org/media/images/m/bc2706f98f976033467...
suite
répondu par bazylou le 09/01/2015 11:59
rabaradaka
(
15/11/2014 15:35)
Hivoaka amin'izay ny marina rehefa nokobonina ela be
Les deux complices sur la mort du Colonel Richard Ratsimandrava. L'histoire continu ...[url=http://forum.serasera.org/media/images/o/c9fb405b49fdddf783646ba32dddf0da.jpg][img]http://forum.serasera.org...
suite
répondu par rhaj0 le 17/11/2014 19:01
rhaj0
(
14/11/2014 11:28)
Tchouri - Philae sy ny Finoana
@ izao mampalaza an'i Filahehy sy Tsoria izao, dia tena mba liana aho hoe... inona azany no lazaina @ Ankizy ny @ resaka toa ny hoe, A.tra nahary izao tontolo izao. Ahoana ny fampianarana amen'ny mpin...
suite
répondu par booboo le 19/11/2014 17:27
hafahafa
(
14/11/2014 10:12)
Ny silak'ilay vato nanoroatana ny didy folo hita teto madagasikara
Miarahaba daolo!
Nisy fotoana tany aminy taona 2009 tany sendra nanao vacance tany Fianarantsoa zahay ka sendra nihaino radio no naheno tampoka t@ fandaharana fa ny silak'ilay vato nanoratana ny didy ...
suite
répondu par andry 1000 le 13/04/2015 05:54
rabaradaka
(
14/11/2014 08:00)
Rolly Mercia, un mercenaire politique de la France
Rolly Mercia, un mercenaire politique de la France et il intervient jusqu'à l'eléction du président de l'ordre des journalistes...
suite
rabaradaka
(
14/11/2014 07:49)
manomboka hivoaka ny marina mikasika ny nidiran'ingahy Ravalomanana
Mitady ho sempotra sahady ny fitondran'i Hery Rajaonarimampianina satria efa manangasanga any ny fanazavana ny hoe iza no nanosika azy hiditra ary iza no nampiditra azy. Raha ny marina dia naman'ny ef...
suite
répondu par rabaradaka le 25/11/2014 05:05
Maranatha
(
14/11/2014 07:07)
NY FITSARANA IREO MPANKAHALA FAHAMARINANA MANDRITRA NY ARIVO TAONA
[color=green]Aza mitsara na inona inona alohan’ny fotoana , dia ny fiavian’ny Tompo ; izay hampiharihary ny zavatra takona ao amin’ny maizina ka hampiseho ny fikasan’ny fo . I Korintiana 4 : 1...
suite
répondu par rhaj0 le 14/11/2014 15:55
rabaradaka
(
14/11/2014 04:44)
Hita fa Général sans expérience i Paza
Efa noteneniko teto fa tsy manana expérience de commandement io PAZA Didier Gérard miandraikitra ny Gendarmerie io. Jerevo ange, taiza no nisy hoe rehefa tsy vonoina ny dahalo dia alaina ho sakaiza ...
suite
répondu par rhaj0 le 14/11/2014 16:01
rabaradaka
(
14/11/2014 04:41)
Ho henjana ny tsikerako manomboka eto fa tena tsy mamely ity fitondrana ity
Vita hetrao ny fahanginana fa hiteny ary hiteny mafy amin'izay i rabaradaka tompokolahy sy tompokovavy.
1- Esory i Rivo Rakotovao fa tena mpanimba firenena sady tsy mahatanty demokrasia. Aiza ve ka Mi...
suite
répondu par rabaradaka le 25/11/2014 05:12
endriny
(
13/11/2014 15:46)
Ilay Andriamanitra voalohan'ny talohan'ny nisian'ny Atr'i Abraham
Dia tsy iza akory fa ilay Atra vehivavy loharanon'ny aina sy nitsodrano an'i Adama sy Eva hoe: "miteraha ka mamenoa ny tany"
Ny Masina Asherah...
suite
répondu par endriny le 26/11/2014 08:16
mpisotrtoaka
(
13/11/2014 15:44)
SOSOKEVITRA
Aiza ny toerana tokony hametrahana sombin-tantara ato !? Toy ny toerana voatokana hoe tononkalo e ?...
suite
répondu par mpisotrtoaka le 20/11/2014 14:30
mpisotrtoaka
(
13/11/2014 15:34)
FIANARANA MANDOA VOLA
Misy namana afaka mampianatra manamboatra mofomamy (gateau) sy petit paté ve ato ? Vonona handoa vola izay ifanarahana !...
suite
rainisalama
(
12/11/2014 12:15)
Lakrua kristiana eu ambuny fasan-drazaku
Miarahaba!
Marumaru ihany ireu razam-beku nu tsy mitundra fanampin'anarana katolika. Ireu maty tatu auriana dia mitundra izany , tuy ny hue Regine, Josephine, Joseph, Paul.... Mifangaru au am-pasana a...
suite
répondu par Nav le 25/02/2016 12:10
rhaj0
(
11/11/2014 21:25)
Sary
Jereo ary banjino sy fantohy tsara eo @ ilay marika eo ampovoan'ireo sary roa ireo ny masonao, dia tsindrio ny bokotra |> ... raha te-ahita ny tsy fahita :-)
[size=8]Izaho mbola tsy nahita Devoly, ...
suite
répondu par rhaj0 le 13/11/2014 19:35
Maranatha
(
11/11/2014 07:15)
SATRO-BONINAHITRA MARO SY FIFALIANA OMENA NY VAHOAKAN’I RAY TSITOHA
[color=green]Ho avy faingana Aho ; tano mafy izay anananao , mba tsy hisy haka ny satro-boninahitrao . Izay maharesy no atao andry eo amin’ny tempolin’Andriamanitro , ary tsy hiala eo intsony izy ...
suite
endriny
(
10/11/2014 14:37)
Fa maninona no hoe: "miaratra na manala volon-javatra"?
Tena tsy azoko mihintsy ny antony, fa dia samy miaratra daholo ny olona ety amin'ny tanan-dehibe....
suite
répondu par endriny le 26/11/2014 08:50
rhaj0
(
10/11/2014 14:33)
Sekisa - fafin'aharetana
apetrako aty @ resa-behivavy ity, na dia, raha ny fijeriko azy, dia ho an'ny lehilahy indrindrindra.. (miala tsiny mialoha raha mampiasa teny anglisy na frantsay, na teny nogasiana aho fa indraidray d...
suite
répondu par mirananirina le 10/03/2015 17:34
rhaj0
(
10/11/2014 14:06)
Shekhinah sy ny Jiosy - fitaizana ny vehivavy
Omaly aho nahita fandaharana t@ TV momba jiosy Hasidic ao Quebec, mikasika ny fitaizana ny tovovavy. TSY ilay Jiosy Lev Tahor ity, izay sekta tena maneritery ny (fiaina sy sain'ny) vehivavy, fa ireo H...
suite
répondu par rhaj0 le 17/11/2014 14:12
