Sekisa - fafin'aharetana

41. iriantso15 ( 26/01/2015 10:20)

mirananirina:

Hihi hafa indray ity fa marina izany matetika tia tena ny lehilahy izy foana no tiana karakaraina
za alou ry mirananirina de tena lehilahy mitsinjo vehivavy a?
42. Jock ( 27/01/2015 05:47)
kozy an !!!!
43. iriantso15 ( 06/02/2015 10:08)

Jock:

kozy an !!!!
tena marin e?rah mis vonona hanandrana de vonona za ?
fa ts le fatritrana vehivavy reny an?
fa le mba maafinaritra ren s le mb manaja tena ren
44. Strong3 ( 11/02/2015 06:52)

mirananirina:

Hihi hafa indray ity fa marina izany matetika tia tena ny lehilahy izy foana no tiana karakaraina

tIA TENA ahoana aza? zahay aza no tena tsy tia tena kou

atao mihitsy ny fifanarahana; izay mitady no mitondra resaka sy manomboka hihihih

fa ny mahagaga nge ry zareo dia izao eh; rehefa mandeha any amin'ny amant(e)-ny rehetra dia tsy terena tsy vozonana fa samy manovokovoka manala ny fony ao.

fa rehefa ao amin'ilay akoho-tamatrano dia mihisatra miandry démarrer-na daholo .... lol

ry Mirananirina izao mora na lhl arafesina aza mety hanao départ-amérikanina mihitsy vao ampandrosoany hihihih (rire..!!) sa ahoana
45. iriantso15 ( 12/02/2015 09:51)

Jock:

kozy an !!!!
ie! enao nga veivavy mila ampirevena?
46. Jock ( 19/02/2015 03:54)
Ianao ry iriantso15 a! Aza avadika mintsy l lohahevitra a. Manaova ianao lohahevitra vaovao hoe "Mitady vehivavy ampirevena". Dia mety mahita bobaka be ianao an!
47. iriantso15 ( 19/02/2015 09:36)

Jock:

Ianao ry iriantso15 a! Aza avadika mintsy l lohahevitra a. Manaova ianao lohahevitra vaovao hoe "Mitady vehivavy ampirevena". Dia mety mahita bobaka be ianao an!
hi3 de o anisan ve le rose verte?
48. iriantso15 ( 19/02/2015 09:40)

Jock:

Ianao ry iriantso15 a! Aza avadika mintsy l lohahevitra a. Manaova ianao lohahevitra vaovao hoe "Mitady vehivavy ampirevena". Dia mety mahita bobaka be ianao an!
efa mis loaevitra izay za no nanao azy fa ts itako tao ianao mba nanampy tosika e
49. Jock ( 20/02/2015 04:31)
Izay ry iriantso15 no maha-rose verte azy an! Tena vitsy ny toerana ahitana azy mba tsy ho lalolalovan'ireo lolo paka mamy fotsiny sy tsy andalovan'ireo pisopatra mpanimba voninkazo. Sady efa misy papirevy fa tsy mila sady tsy mitady apirevena ko e!
Tsara koa rhf misy lohahevitra natsanganao fa za anefa tsy te hifanjinja aminao ara-kevitra fa tena tsy laitrako ianao. Mahay vava be. Nga tsy adinoko le vavanao t@ josiah iny.
50. iriantso15 ( 20/02/2015 10:27)

51. iriantso15 ( 20/02/2015 10:32)

aiza kos e! mitovy @ ol naneo evitra ian za fa ts maay vava ka!
52. mirananirina ( 10/03/2015 17:34)

Strong3:

mirananirina:

Hihi hafa indray ity fa marina izany matetika tia tena ny lehilahy izy foana no tiana karakaraina

tIA TENA ahoana aza? zahay aza no tena tsy tia tena kou

atao mihitsy ny fifanarahana; izay mitady no mitondra resaka sy manomboka hihihih

fa ny mahagaga nge ry zareo dia izao eh; rehefa mandeha any amin'ny amant(e)-ny rehetra dia tsy terena tsy vozonana fa samy manovokovoka manala ny fony ao.

fa rehefa ao amin'ilay akoho-tamatrano dia mihisatra miandry démarrer-na daholo .... lol

ry Mirananirina izao mora na lhl arafesina aza mety hanao départ-amérikanina mihitsy vao ampandrosoany hihihih (rire..!!) sa ahoana

Tsy azoko tsara aloha ilay izy an!! Hazao kely
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2491