Liste des messages

Liste de tous les messages, par ordre de date
moustaraf ( 14/12/2014 06:42)
ImanoEl: amintsika El
Salama namana, Imano El : amintsika El Io dia sady anarana no qualificatif manondro ny fiavian'Yeshua, 1.Ary manaporofo fa izy dia El koa 2.Izy ilay teny tonga nofo 3. indro nomeko anareo ny teniko ..... suite
répondu par rhaj0 le 23/12/2014 14:37
rabaradaka ( 13/12/2014 07:27)
Hanendry sénateur indray i Hery Rajaonarimampianina
Maika sy dodona ery ny HVM fa manahy tsy hahavita ny taona 2014 ! Heno izay araka ny loharanom-baovao fa hotendren'i Hery ny sénateur anjarany ao amin'ny Sénat dia i Rivo Rakotovao no ho hatao Filoh... suite
Maranatha ( 12/12/2014 05:14)
MITANDRINA AMIN’IRENY FIFOHAZANA SANDOKA MAMPIENTANENTANA IRENY
[color=blue]«Misy karazan’olona izay mirona mandrakariva ho amin’ny fanoloran-tena hanarahana làlana mitsivalana , ary izy ireo dia mandeha tsy ankiato mihitsy miandry zavatra hafahafa , mahatal... suite
répondu par Strong3 le 09/01/2015 08:49
salomo ( 12/12/2014 01:01)
3 sy 1
Resy PSG omaly :) :) :)... suite
shmaisrael ( 11/12/2014 10:05)
POOPY 32 taona an-tsehatra @ 2015- hanao fampisehoana ve ?...
Feno 30 taona ny nihiran'i poopy 1983 - 2013... tokony nisy ny 30è fa noho ny toe javatra maro.. dia @ 2015 ny fampisehoana... betsaka no miteny hoe tsy hijery intsony noho ny fiovan'i poopy... amik... suite
répondu par shmaisrael le 19/01/2015 11:02
hery ( 11/12/2014 08:33)
Ireo pretra maro an'isa tsara fitondran-tena
Angamba tsy ho tsiny raha mba lazaina eto koa fa misy dia misy ary maro an'isa ireo pretra katolika izay tsy manolana ankizy, tsy homo, tsy manohitra ny Papa, tsy ratsy fitondran-tena... pretra manana... suite
répondu par gasy1zay le 24/12/2014 20:03
rhaj0 ( 10/12/2014 15:52)
Ireo pretra (sasany) nanolana ankizy (4)
Tohizako indray ny [url=http://forum.serasera.org/forum/message/m5469de30a50f9]teto[/url] izay efa noresahina [url=http://forum.serasera.org/forum/message/m539e5fc880926]tatsy[/url] sy [url=http://for... suite
répondu par rhaj0 le 12/12/2014 14:56
hery ( 10/12/2014 14:01)
Valin'ny fanontaniana ho an'ny Fiangonana Katolika
Hitako mahavaly ny ankamaroan'ny fanontaniana ho an'ny Fiangonana Katolika ity video ity ka tiako hozaraina amintsika. Azo valiana raha misy fanontaniana :-) [youtube]https://www.youtube.com/watch?v... suite
répondu par rhaj0 le 15/12/2014 21:41
mahefaRR ( 09/12/2014 23:24)
Hiran'i Ramboatiana Etienne (Bouboul)amin'ny gitara
Miarahaba, mba mizara ny hiran' i Bouboul nosoratany tamin'ny gitara klasika, ho an'ireo izay mankafy sy ho an'ireo izay mbola tsy mahafantatra : https://www.youtube.com/playlist?list=PLRyukpcWXFpl0... suite
répondu par mahefaRR le 11/12/2014 17:39
Hery092 ( 09/12/2014 13:27)
Baiboly katolika (version *.txt)
[b]baiboly katolika (version *.txt na texte integral), raha misy hafa koa, ohatra hoe docx... mety [/b] mahita rohy azo hakana azy ty amin'ny aterneto ve nareo azafady ?... suite
répondu par rhaj0 le 15/12/2014 16:23
salomo ( 08/12/2014 16:57)
ny lolo
Tena misy tokoa ve izany lolo sy vazimba any Mada? Manao ahoana ny endriny?? :)... suite
répondu par tiris8786 le 04/08/2015 16:33
sitlo ( 08/12/2014 14:06)
Hira tsotra indrindra raha hianatra gitara
Ity no hira hitako fa mora arahana indrindra sady tsy maninona raha mandiso raha hianatra gitara. [center][youtube]http://www.youtube.com/watch?v=VXE_PfcXtYE[/youtube][/center] [center][img]http://2i... suite
répondu par sitlo le 17/12/2014 04:30
Tefigasy ( 08/12/2014 13:33)
Natalis
Nisy tokantrano iray niharan'ny fahasahiranana ara-bola. Tamin'io fotoana io indrindra anefa no narary mafy ihany koa ilay renim-pianakaviana. Nandeha namonjy dokotera izy mivady ary nomen'i dokotera ... suite
répondu par hafahafa le 16/12/2014 14:03
Maranatha ( 08/12/2014 10:24)
NY ZAVATRA IAINAN’IREO OLONA VITSY AN’ISA
[color=blue] «Ny tena vahoakan’Andriamanitra marina , izay tia amin’ny fo manontolo ny asan’ny Tompo , sy ny famonjena an’ireo fanahy , dia hitsara mandrakariva ny fahotana araka ny toetra... suite
répondu par rekinbelo le 09/12/2014 09:01
shmaisrael ( 08/12/2014 09:35)
Fa naninona no dia tsy fantatsika akory hoe iza ELOHIM EHAD???
Maro no miady hevitra sy maneho hevitra ny momba ny finoana, nefa toa tsy dia misy mpahalala akory ilay tena anaran'ilay nanao ny tany sy ny lanitra... Marihina fa teny (litera) nidina avy any an-da... suite
répondu par rekinbelo le 13/12/2014 16:57
aleix ( 07/12/2014 23:26)
Dj
Salut !! (Azfd indrindra fa ny tenigasiko efa zomary ratsy ihany) Somary dongambarotra izy ity. Tena talanjona aho vao nahita an'ireto frantsay sy ny eurpeanina hafa tonga taty aminay mankafy ny vaz... suite
salomo ( 07/12/2014 23:10)
fanontanianakely
Inona avy ireo vazo tena mampadihy ny malagasy amin'izao fotoana izao? :)... suite
répondu par aleix le 08/12/2014 14:40
mikirafidy ( 07/12/2014 13:07)
aiza no mety ahitàna mpanamboatra toit ouvrant go...
aiza no mety ahitàna mpanamboatra toit ouvrant golf type II azafady? mety ôtrinona eo no mety holany?... suite
répondu par jinandri le 12/12/2014 05:33
saho ( 05/12/2014 21:28)
Resaka vaky fasana, hita fa misy olona vazaha ambadika ao, manakarama gasy tsiss saina, tsiss fanahy, tsiss valera, tsiss fa poakaty loha tsiss ny sns....
Raha voizina ny fanadiadiana na ny momba ny vaky fasana na ao faritra Antananarivo na any faritra hafa indrindra manerana ao Gasikara ao Voalohany aloha dia any faritra Afrikana toa Cameroun no efa ni... suite
répondu par endriny le 08/12/2014 06:36
shmaisrael ( 05/12/2014 08:45)
Mila miverina @ Adonai isika
@ taona arivo fahatelo dia hiverina i adonai ho an'ny vahoakany... suite
répondu par shmaisrael le 12/12/2014 05:55
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3941