Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Maranatha
(
26/12/2014 10:59)
NY TSY MAINTSY ILANA NY FANAVAOZANA
[color=blue]«Araka ny fahazavana izay nomen’ny Tompo ahy , fantatro fa tsy afa-po mihitsy Izy amin’ny zavatra maro izay niseho mikasika ireo mpiasa . Andriamanitra dia tsy nanome ahy ny antsipir...
tohiny
novalian'i Maranatha ny 05/01/2015 11:03
Tefigasy
(
25/12/2014 02:21)
krismasy feno hasambarana ho anao
Mirary krismasy feno hasambarana, fifaliana, fiadanana hitondra famonjena ho an-izay rehetra mankalaza an'Andriamanitra androany...
tohiny
novalian'i bor2lais ny 25/12/2014 09:09
RBNIR
(
25/12/2014 00:43)
« Andriamanitra dia Fanahy; ary izay mivavaka aminy tsy maintsy mivavaka amin'ny fanahy sy ny fahamarinana. » (Jao.4:24)
Faly misera amin'ny namana rehetra hatrany,
Izay mivavaka amin'Andriamanitra dia :
1- Tsy maintsy amin'ny fanahy [url=http://forum.serasera.org/forum/message/m54212619cb144/40](Vakio ato)[/url]
2- ...
tohiny
novalian'i RBNIR ny 27/12/2014 18:56
rhaj0
(
23/12/2014 18:31)
Ny Leglizy Katolika sy Mada
http://www.lexpressmada.com/blog/actualites/geopolitique-la-toute-puissante-eglise-catholique-24109
[i]On avance aisément que les fidèles catholiques frôlent presque les 40% de la population malga...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 23/01/2015 17:05
rabaradaka
(
22/12/2014 06:57)
Kivy ny mpizaika HVM ary niantso tody mihitsy
Ny fanomanana aloha dia nampiolay fa tsy izay no tena nahakivy ny rehetra mihitsy : nanantena fa io congrès io no ametrahana ny birao politika sy ny mpitantana ny HVM nefa dia tsy nisy izany. Iza moa...
tohiny
moustaraf
(
21/12/2014 04:37)
FETIN'NY MISASAK'ALINA
Salama namana,
Mba itondray fanazavana momba an'io fetin'ny NoEl misasak'alina, ny nihaviany sy ny miaraka aminy ,izay tsara ho fantatry ny rehetra....
tohiny
novalian'i RBNIR ny 16/03/2015 11:47
RBNIR
(
20/12/2014 03:32)
« Fa toy izao no nitiavan'Andriamanitra izao tontolo izao: nomeny ny Zanani-lahy Tokana , mba tsy ho very izay rehetra mino Azy , fa hanana fiainana mandrakizay . » (Jao.3:16)
[youtube]https://www.youtube.com/watch?v=cyh6nZ5w4MA[/youtube]
Lehibe ny fitiavan'Andriamanitra an-tsika ry namana isany, Tena lehibe ka nafoiny hatramin'Ilay Zanany Lahy tokana (Ilay tiany indrindra...
tohiny
novalian'i RBNIR ny 27/12/2014 19:02
rhaj0
(
19/12/2014 16:42)
Izao Tontolo Izao
http://htwins.net/scale2/
Tsindrio io rohy io ambony ahitanao @ kisary "izao tontolo izao", h@ kibontitina kely ka h@ tsy hita pesipesenina, araka ny takatry ny fahalalan-draolombelona @ izao fotoana...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 13/01/2015 16:03
booboo
(
19/12/2014 13:12)
Vakana
Hitako tany ho any. Tiako dia zaraiko. ( lava beee fa tsy quoi ^_^).
http://www.persee.fr/web/revues/home/prescript/article/jafr_0037-9166_1959_num_29_1_1899.
Ary ny karazana vato ve ho'aho misy d...
tohiny
novalian'i mpisotrtoaka ny 15/01/2015 05:53
olylala
(
19/12/2014 12:54)
miarahaba!saika mba hametraka fanontaniana.Raha oh...
miarahaba!saika mba hametraka fanontaniana.Raha ohatra ka nividy tany efa 6 taona lasa izay efa vita mutation @nay le tany de @ zao fotoana misy tonga milaza fa tompon'ny tany indray de inona no tokon...
tohiny
novalian'i hery ny 09/02/2015 11:09
rhaj0
(
18/12/2014 17:21)
La peur..
Asisiko eto ity,azony ... Mopera Urfer no isan'ny nanoratra ilay resaka..
Fanjanarivo
http://www.lagazette-dgi.com/index.php?option=com_content&view=article&id=44285:vient-de-paraitre-l-la-peur-contr...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 22/12/2014 13:49
Tibao
(
17/12/2014 18:02)
Google Translate @ teny malagasy
Akory aby e! Vao nivoaka vao t@ herinandro ny Google translate t@ teny malagasy.
Tsara ilay ezaka ka!
Voadikany hatramin'ny teny ratsy :P...
tohiny
novalian'i mpisotrtoaka ny 15/01/2015 06:41
bazylou
(
17/12/2014 16:48)
hatao PM hono
i le8. Izay hono no handehanan'i rajao any amin'i lery. Asa aloha an......
beurrk...
tohiny
novalian'i mpisotrtoaka ny 26/01/2015 05:45
ophelia
(
17/12/2014 14:39)
Mba hangataka tononkira Noely
Mba omeo an'ilay Venez Divin Messie moa zay mba manana azafady ô!
Misaotra mialoha
...
tohiny
novalian'i damah ny 17/12/2014 16:44
rabaradaka
(
17/12/2014 12:39)
Scoop : rencontre Hery - Lala Rasendrahasina
Midika inona ny fihaonan'i Hery Rajaonarimampianina sy ny Pasteur Rasendrahasina filohan'ny FJKM ao Ampandrana amin'izao ora itenenantsika izao. Tamin'ny 3 ora tsy diso no nigadona ny Filoham-pirenena...
tohiny
novalian'i hafahafa ny 17/12/2014 13:05
moustaraf
(
17/12/2014 07:47)
Tonon-kiran'i Solomona
[youtube]https://www.youtube.com/watch?feature=player_embedded&v=677sEB5AyOA[/youtube]...
tohiny
rhaj0
(
16/12/2014 11:36)
Hira Krismasy tianareo
Ity izao no reko omaly ary tena mba manentanentana (ahy)...
[i]When The Song Of The Angels Is Stilled[/i], ohatra raha mi-[url=https://www.youtube.com/results?search_query=when+the+song+of+the+angels+...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 19/12/2014 16:08
mpilaza444
(
15/12/2014 10:15)
Mahazo mandova ve ny zanaka antsisi-tosy?
Nisy rangahy nanam-bady vita soratra ary manan-janaka ary niteraka efatra kanefa niteraka roa tamin'ny sakaizany koa izy. Milaza ireo zanany roa ireo fa misoratra amin'ny dadany. Maty io rangahy io de...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 15/12/2014 13:45
Maranatha
(
15/12/2014 05:26)
FIFOHAZANA TENA MARINA SATRIA AMIN’NY ALALAN’NY TENIN’I TSITOHA
[color=blue] «Ny fifohazana dia tsy afaka ny hiforona afatsy hoe toy ny valin-teny omena ny vavaka . Raha mbola tsy manana ny Fanahy Masina ny olona anankiray , dia tsy afaka ny hanome tombam-bidiny ...
tohiny
rhaj0
(
15/12/2014 03:18)
Mankany an-danitra ... everything around us, hoy ny Papa
http://www.nytimes.com/2014/12/12/world/europe/dogs-in-heaven-pope-leaves-pearly-gate-open-.html?_r=3
Tao @ New York Times.....
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 15/12/2014 16:15
