Kivy ny mpizaika HVM ary niantso tody mihitsy

1. rabaradaka ( 22/12/2014 06:57)
Ny fanomanana aloha dia nampiolay fa tsy izay no tena nahakivy ny rehetra mihitsy : nanantena fa io congrès io no ametrahana ny birao politika sy ny mpitantana ny HVM nefa dia tsy nisy izany. Iza moa no nametraka an'i Rivo RAKOTOVAO sy ry Rabary-Njaka hitarika sy hitondra ny HVM ? Ry zalahy ireo ihany ange no nametraka ny tenany teo e !! Dia kivy ny mpizaika satria tsy tian'ny mpizaika ireo olona ieo fa manambany sy manindry loatra.
SOLOY I RIVO SY BARYNJAKAizay no hafatra avy amin'ny mpizaika
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.1962