Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
bazylou ( 09/01/2015 11:56)
mba misy gasy 1 sahy
mandefa 1eur hoan'ilay mpitsindroka fako sy mihinana zoridira ary milona anaty rano maloto ve ato ???... tohiny
mpisotrtoaka ( 09/01/2015 04:56)
PROJET
Inona no atao hoe projet ? Inona avy no atao raha manana vinavina resaka culturel na audiovisuel ?... tohiny
iriantso15 ( 08/01/2015 10:17)
ny fafinaretan vaiavy
slt daolo o? mba valio ity ry zareo andriam_bavi-lanitra fanaja o. zafady fa mba liana te hahalala fa ts maafantatra. rehefa manao rs ve n vaiavy de mahatsapa marary kely sady mahafinaritra sa mahafin... tohiny
booboo ( 07/01/2015 19:24)
Je suis Charlie
Vonton'alahelo ny fo nahare fa gli ry Charb sy ry Wolinski sy ry Cabu ary ireo namany hafa. [url=http://forum.serasera.org/media/images/o/d8eb4c0e4647caeb1905893738ebb085.jpg][img]http://forum.serase... tohiny
novalian'i sitlo ny 21/01/2015 03:27
rabaradaka ( 07/01/2015 15:48)
Tokony hipetraka tsara ny vadin'ny Filoha Hery Rajanoarimampianina
Noheverina fa vehivavy mahay miaina sy mahay mipetraka i Voahangy Rajaonarimampianina, hay ity izy tena "sorcière". Jereo ny nataony nanodina ny fiaramanidina Air Madagascar tamin'ny 30 decembre 2014... tohiny
rabaradaka ( 07/01/2015 14:43)
Pazza promu au grade de Général de Corps d'armée ??
Quelle folie de Hery Rajaonarimampianina ? Pazza est un Général nul et sans expérience. Pazza est promu au grade de Général de Corps d'armée à cause de son effort et la reconversion des 4000 da... tohiny
rabaradaka ( 06/01/2015 13:05)
dernière ligne droite pour Hery Rajaonarimampianina
Voalohany aloha dia bonané daolo nareo ! Raha mbola ry Rivo Rakotovao, Henry Rabary-Njaka sy ny Rachid ary ry Harisson Randriarimanana no henooin'i Hery Filoha hajaina dia ho rava io fitondrana io. E... tohiny
NiainaRalay ( 03/01/2015 11:44)
Fanalan-jaza vokatry ny tsy azo nanoharana
Izao dia vehivavy 20 taona, noho ny antony tsy azo nanoharana dia tsy maintsy nanala zaza aho, efa mivoaka tsikelikely ny ra sy ireo zavatra tao, ary efa nanao Fizahana in-telo teny @tobim-pahasalaman... tohiny
hery ( 02/01/2015 23:11)
Hiditra sekta hono :-)
Tratry ny taona daholo aloha. Hosoratako ao amin'ny blaogiko lalindalina kokoa ity fa eto aho no maka feeling aloha :-p Samy manana ny halalin'ny salosany tokoa ny olon-drehetra. Samy manana ny fa... tohiny
novalian'i RBNIR ny 29/01/2015 20:40
vikina ( 02/01/2015 19:50)
Mangala baraka
Za vevavy gasy mbola tsy ela no tonga taty andafy. Misy vevavy Frantsay izay miara-miofana amiko ao, tonga vô tsy ela avy any Dago koa le ramatoa fa nisara-bady: nisy vevav gasy naka ny vadiny, eny ... tohiny
nygasysoafifameno ( 02/01/2015 10:34)
RARY SOA kanefa koa FANAIRANA AVO sy FAOBE momba n'i Madagasikara Tanindrazantsika
Maneho ny ASARAMANITRA 2015 ny RARY SOA ho an’i Madagasikara tanindrazantsika ary ho antsika malagasy rehetra ZANANY na eto Madagasikara na manerana izao tontolo izao. Ny TENA RARY SOA andrandrainâ... tohiny
nygasysoafifameno ( 02/01/2015 10:33)
RARY SOA kanefa koa FANAIRANA AVO sy FAOBE momba n'i Madagasikara Tanindrazantsika
Maneho ny ASARAMANITRA 2015 ny RARY SOA ho an’i Madagasikara tanindrazantsika ary ho antsika malagasy rehetra ZANANY na eto Madagasikara na manerana izao tontolo izao. Ny TENA RARY SOA andrandrainâ... tohiny
novalian'i Tibao ny 24/04/2015 09:39
nygasysoafifameno ( 02/01/2015 10:31)
RARY SOA kanefa koa FANAIRANA AVO sy FAOBE momba n'i Madagasikara Tanindrazantsika
Maneho ny ASARAMANITRA 2015 ny RARY SOA ho an’i Madagasikara tanindrazantsika ary ho antsika malagasy rehetra ZANANY na eto Madagasikara na manerana izao tontolo izao. Ny TENA RARY SOA andrandrainâ... tohiny
nygasysoafifameno ( 02/01/2015 10:30)
RARY SOA kanefa koa FANAIRANA AVO sy FAOBE momba n'i Madagasikara Tanindrazantsika
Maneho ny ASARAMANITRA 2015 ny RARY SOA ho an’i Madagasikara tanindrazantsika ary ho antsika malagasy rehetra ZANANY na eto Madagasikara na manerana izao tontolo izao. Ny TENA RARY SOA andrandrainâ... tohiny
seul110 ( 31/12/2014 04:28)
Misy hira tiko be fa tsy fantatro hoe iza no mihir...
Misy hira tiko be fa tsy fantatro hoe iza no mihira azy fa mbola @ cassette audio ilay izy ato dia misy soratra eo hoe Andry Nirina asa na ilay mpihira io, toy izao ny refrain n'ilay hira : "Ny hakan... tohiny
novalian'i seul110 ny 04/01/2015 07:08
rhaj0 ( 30/12/2014 18:08)
ndao mba hivanitika fa faran'ny taona eee...
Fa vanitika evanzelika :-) Dia atao kely ny soratra @ izay TSY mankarary maso :-) [size=8]Que fait un rabbin aux sports d'hiver? - Un chalom géant ! Comment les bonnes soeurs se reproduisent elle... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 07/01/2015 17:00
rhaj0 ( 30/12/2014 16:11)
harcelement
tena mampalahelo rey olona ity resaka harcelement ity a... mila ampahalalaina araka izay azo atao hoe inona no mitranga, fa hotry ny normal ilay izy, nefa anie ireo victims ka tena potika mihintsy ny ... tohiny
Fiffi ( 29/12/2014 08:43)
Hazo fijaliana
Miarahaba, ....mba heritreritra fotsiny ny ahy ity an ...fantatro fa tsy hanova na inn na inn lé izy fa mba lasa fotsiny ny heritreritro we: io hazo fijalian'Tompo io...tam io no nahafaty sy namono... tohiny
novalian'i moustaraf ny 31/12/2014 14:21
moustaraf ( 29/12/2014 03:55)
Taombaovao JANUS ARIUS
Salama namana, Momba ity fetin'ny taombaovao ity ndray no asiana resaka. SEPTembre : volana faha 7 OCTObre :volana faha 8 NOVembre : volana faha 9 DECembre : volana faha 10 Nahoana ary ny JANVIER avy... tohiny
novalian'i booboo ny 13/01/2015 17:27
Nav ( 28/12/2014 15:20)
Momba ny francophonie
MOMBA NY FRANCOPHONIE: FIVORIANA AN-TAMPONY 2016 ATY MADAGASIKARA ? Notapahina t@ Fivoriana an-tampon'ny OIF (Organisation Internationale de la Francophonie) farany teo tany Dakar, Sénégal fa ... tohiny
novalian'i Nav ny 13/03/2015 13:59
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3859