Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
endriny ( 22/01/2015 09:05)
Mba mahagaga ihany ity Eraopa ity a
Vao tamin'ny herinandro ry zareo Eraopeanina no nanao fanambarana lehibe fa nahazo tombony 20.000 tapitrisa dolara dia izao anefa hoe mila vonjy maika ny toekarany... ... tohiny
novalian'i sitlo ny 19/02/2015 22:34
bor2lais ( 22/01/2015 08:37)
Tsy azo fafàna intsony ?
Miarahaba an'i Hery, Misy post tiako esorina ary afindra satria diso toerana saingy tsy eo intsony ilay bokotra "fafao". Lasa HS be ilay izy raha tsy esorina. Ahoana no atao azafady ? Misaotra mialoha... tohiny
novalian'i bor2lais ny 05/03/2015 16:02
hery ( 21/01/2015 17:54)
Pilates sa Zumba ?
Te hikotrana nefa tsy te hivoaka ny trano. Dia isaorana izay namorona ny zumba sy ny pilates... inona no mahomby kokoa? ilay kotrakotrana be (zumba) sa ilay sport malefaka (pilates)? Mba izarazarao t... tohiny
novalian'i ombelline ny 10/02/2015 15:28
RUZ9 ( 21/01/2015 09:25)
FAMPIHAVANANAAN'IZA ?
Tsotra ny vahaolana raha fampihavanana tokoa no hatao eto : Iza aloha no hampihavanina. Ny mila ampihavanina eto dia ny mpanao politika sy ny vahoaka ; ny mpanao politika no fototry ny olana, ny v... tohiny
novalian'i bazylou ny 06/02/2015 15:57
hery ( 21/01/2015 09:18)
Azo ampiasaina sa tsia ny tonelina Ambanidia
Mifamahofaho be ihany ny resaka momba ity Tunnel Ambanidia ity. Ny fanjakana miteny an'avona hoe tsy misy atahorana, angamba tezitry ny voatery nidina teny an-toerana nanao fanadihadiana akaiky. Ny ol... tohiny
mpisotrtoaka ( 21/01/2015 05:38)
ANDROROSY
Inona marina ilay atao hoe ''Androrosy'' ?... tohiny
novalian'i vazivazo ny 26/01/2016 11:21
endriny ( 20/01/2015 14:01)
Mba zavatra tsikaritro mikasika ny Filoha Hery Rajaonarimampianina
Asa ianareo raha mahadinika na tsia. Fa izaho aloha taloha nihevitra hoe nisotro kely angamba i Prezida vao nitsidika olona. Ohatry ny mitolezolezo izany ny ilany. Ka indraindray izy toa mila ho solaf... tohiny
novalian'i endriny ny 03/02/2015 15:49
Strong3 ( 20/01/2015 09:06)
Ny tombam-bidin'i Jesosy Ilay Mesia hoarina amin'ny Torah
« Dia hoy Izy taminy: Izao no teniko izay nolazaiko taminareo, fony mbola tao aminareo Aho, fa tsy maintsy ho tanteraka izay rehetra nanoratana Ahy teo amin'ny lalàn'i Mosesy sy ny mpaminany ary ny... tohiny
novalian'i Strong3 ny 28/01/2015 06:27
andrywui ( 19/01/2015 20:38)
MAIZIMAIZINA ATO ZANY MOMPERA AAA
MAIZIMAIZINA ATO IZANY AN! Tantaran’I renin’I Lezisy izay mampiditra lehilahy ao an-trano rehefa tsy ao an-trano ny vadiny.Rehefa vita ary ny ataon-dry zareo dia matory ravehivavy ary lasa mody ra... tohiny
Tefigasy ( 19/01/2015 13:28)
Soratsoratra nahavonjy fanahy
Nisy raim-pianakaviana iray izay nadreha fa matin'ny accident de voiture ny zanany vavitokana. Kepoka tsy nahateny, tsy nahatomany, tsy nahahetsika izy nandritran'ny dimy minitra. Avy eo novelominy ny... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 12/02/2015 12:05
hery ( 19/01/2015 10:36)
ILY na I Love You sign
Ny endriky ny rantsan-tanana telo (Fanondro, ankihikely, ankihibe) misokatra ary ny rantsan-tanana roa mikombona (fanondroadala sy mpanarampoana) ho an'ny fitenin'ny moana sy marenina dia midika hoe ... tohiny
novalian'i booboo ny 19/01/2015 14:51
hery ( 19/01/2015 08:53)
Raha hanao reportage video live camera 2
Salama daholo. Misy conférence izay dia tiako halefa mivantana amin'ny internet ilay izy saingy eritreretina hoe mba video camera 2 no ampiasaina. Manjary tsy maintsy hisy mixage izany... dia eo no o... tohiny
Strong3 ( 19/01/2015 08:32)
Inona izany no mampiavaka ny Baiboly amin'ny boky rehetra?
Ny mpandinika amin'ny akapoben-javatra dia milaza fa fandaminana ny fiarahamonina no hisian'ireo boky mirakitra ny fahendrena. tena izay tokoa ve ny tanjon'ny baiboly? Azo heverina fa maro no manaik... tohiny
Strong3 ( 19/01/2015 08:31)
Inona izany no mampiavaka ny Baiboly amin'ny boky rehetra?
Ny mpandinika amin'ny akapoben-javatra dia milaza fa fandaminana ny fiarahamonina no hisian'ireo boky mirakitra ny fahendrena. tena izay tokoa ve ny tanjon'ny baiboly? Azo heverina fa maro no manaik... tohiny
Strong3 ( 19/01/2015 08:30)
Inona izany no mampiavaka ny Baiboly amin'ny boky rehetra?
Ny mpandinika amin'ny akapoben-javatra dia milaza fa fandaminana ny fiarahamonina no hisian'ireo boky mirakitra ny fahendrena. tena izay tokoa ve ny tanjon'ny baiboly? Azo heverina fa maro no manaik... tohiny
Strong3 ( 19/01/2015 08:28)

mpisotrtoaka ( 19/01/2015 06:52)
Art martiaux
Iza no afaka manoro fanaovana kung fu manodidina an'i tanjombato sy andoharanofotsy !?... tohiny
seul110 ( 17/01/2015 20:50)
RIP Felicien (kopikole Theo Rakotovao)
Nodimandry vokatrin'ny fihotsahan'ny tany androany i Felicien Rakotomalala izay nahazo ny fandresena t@ fifaninanana kopikole nampanaovin'ny TV plus Madagascar, i Theo Rakotovao izay mpanakanto tsy zo... tohiny
hery ( 17/01/2015 19:19)
Ny niavian'ity sary ity
Nisy nanaparitaka sy nilaza hoe sary teny Mahamasina nandritra ny rivodoza teo ity sary eto ambany ity. Rehefa natao anefa ny fanadihadiana dia sarin'ny Kianja Kota Bharu any Malaisie izy ity. Ireo am... tohiny
novalian'i Maningana ny 15/09/2015 09:46
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3797