Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i seul110, milahatra araka ny daty
seul110
(
03/09/2015 07:39)
Zanpiera
Ô ry reto a! mba ontsa ihany ny tena amin'ity resaka Jean Pierre ty e! tsy hita fa mba teny amin'ny anjerimanontolo ihany ny tena nanovo fahalalana de nahita ny zavatra takian'ny mpianatra fa tsy dia...
tohiny
novalian'i sitlo ny 15/09/2015 19:27
seul110
(
17/01/2015 20:50)
RIP Felicien (kopikole Theo Rakotovao)
Nodimandry vokatrin'ny fihotsahan'ny tany androany i Felicien Rakotomalala izay nahazo ny fandresena t@ fifaninanana kopikole nampanaovin'ny TV plus Madagascar, i Theo Rakotovao izay mpanakanto tsy zo...
tohiny
novalian'i nirinanicolas ny 25/03/2015 08:01
seul110
(
11/01/2015 07:38)
Karoka hira
Sao misy ato @ tonokira serasera ity fa tsy fantatro ny mpihira sy lohateny ,vehivavy sy lehilahy no mampiara-peo aminy.
(refrain) :
Zary nofinofy izany fikasako
Saika ny hafa no mioty zay voa nafaf...
tohiny
novalian'i rakotondramiadanalovanirina ny 02/07/2024 09:26
seul110
(
31/12/2014 04:28)
Misy hira tiko be fa tsy fantatro hoe iza no mihir...
Misy hira tiko be fa tsy fantatro hoe iza no mihira azy fa mbola @ cassette audio ilay izy ato dia misy soratra eo hoe Andry Nirina asa na ilay mpihira io, toy izao ny refrain n'ilay hira :
"Ny hakan...
tohiny
novalian'i seul110 ny 04/01/2015 07:08
seul110
(
24/11/2014 12:22)
Azafady mba saika hanotany e! resaka direction gol...
Azafady mba saika hanotany e! resaka direction golf type 3 ilay izy : rehefa manao manoeuvre ka avily hatr@ farany ny direction de averina @zay dia mis mipoaka kely (ktakkk) izay re aty @ volant mihit...
tohiny
novalian'i 5laody ny 27/11/2014 17:26
Seul110
(
29/01/2013 07:39)
Nofy mitohy
Nahatsikaiky mafy ahy ihany ity nofiko ity ry namana isany! :
afak'omaly alina dia nanonofy mpamosavy aho ary tsy mahetsika mihintsyno miteny2 nefa tsy mahatafavoaka feo,taitra avy eo aho tera-t...
tohiny
novalian'i tiris8786 ny 04/08/2015 16:48
