Azafady mba saika hanotany e! resaka direction gol...

1. seul110 ( 24/11/2014 12:22)
Azafady mba saika hanotany e! resaka direction golf type 3 ilay izy : rehefa manao manoeuvre ka avily hatr@ farany ny direction de averina @zay dia mis mipoaka kely (ktakkk) izay re aty @ volant mihitsy,asa na olana eo @ transmission ve sa rotul, etc... sa inona no mety ho antony? misaotra e!
novalian'i 5laody ny 27/11/2014 17:26
2. 5laody ( 27/11/2014 17:26)
Salama e,

efa sendra ilay transmission lany aho fa tamina fiara hafa. rehefa avily hatramin'ny farany sady mandeha ny fiara dia manao taktaktaktak lavabe. raha ankavia ny transmission maty dia any ihany izy no manao an'io (tsy dia mitranga ny hoe miara simba izy roa). Mandram-pahazo transmission vaovao dia nentina namboarina teny amindry zalahy nasiany taimbankona sy menaka mandry dia nijanona tsy nisy intsony ilay feo.

Raha tak kely izy dia mety koa hoe vao manomboka simba ilay transmission, akaro am pont dia jereo sao misy rovitra ny soufflet na mitsoaka.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1876