Art martiaux

1. mpisotrtoaka ( 19/01/2015 06:52)
Iza no afaka manoro fanaovana kung fu manodidina an'i tanjombato sy andoharanofotsy !?
2. 5laody ( 20/01/2015 20:01)

mpisotrtoaka:

Iza no afaka manoro fanaovana kung fu manodidina an'i tanjombato sy andoharanofotsy !?


Ry lerony nge toa tsy misotro sa hivadika pseudo nareo?
3. mpisotrtoaka ( 23/01/2015 06:31)
Ny pseudo ange anarana fotsiny e ! Sad ts za no hikotrana fa ramatoako ! hahaha
4. Strong3 ( 10/02/2015 09:55)
garda fou no misy eny izao de eo ambohibao no misy andri-zalah, raha makeny ianao de mahita ny zandary eo ambany sapin , de jereo fa misy trano rava izay ery ambany ery de ao zalah no hitako mikotrana
fa ohatran'ny tsy misy gradé fa le samy kim mainty mitsipika mena daholo no hitako eo, sendra mandal za amin'io
5. mpisotrtoaka ( 22/06/2015 16:03)
In lty zany garda fou ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0954