Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
mpisotrtoaka ( 29/01/2015 07:29)
MPITOVO
Ny olona ts manambady ve afaka omena toerana ministra na afaka miditra ao anaty raharaham-pirenena !? Ohatra filoha, PM, ministra, depiote ! Ny mera misara-bady mantsy izao ts mety satri hampitambatra... tohiny
novalian'i endriny ny 03/02/2015 15:12
hafahafa ( 29/01/2015 07:07)
Ny fifadiana Kisoa
Miarahaba antsika namana rehetra ndray e! Hono hoa ry zareo: -Ny fiarahana aminy Jesosy Kristy ve misy fombafomba? 1-Inona marina no tena Tsy hinanan'Ireo namana sasany ny Kisoa? Ireo kisoa bobaka b a... tohiny
mpisotrtoaka ( 29/01/2015 04:33)
FILATEX sy TV+
D nahoana loatra re no d dradradradraina am télé ts asiana hoe publi-réportage akory le resaka filatex ! Manasoa s manome asa izy manaiky aho fa tena asa faran'izay kely karama ! Alainy anefa ny ta... tohiny
novalian'i vazivazo ny 10/02/2015 07:00
saho ( 28/01/2015 16:19)
Mailo fa anisany ao anaty continent Afrikana koa i Gasikara
Olona afrikana raindahiny K a d a f i tao Lybie taloha, alaivo ny histoire nisy an iny, te hanandratra ny continent afrikana manontolo, fa ngeza e, maty novonoina. Indrisy raha te hiaina na hampisondr... tohiny
novalian'i saho ny 28/02/2015 15:24
NiainaRalay ( 28/01/2015 05:34)
Saint Valentin
Inona ny fanomezana hatolotrao ny olontinao @ty [b][i]St Valentin[/i][/b] ty?... tohiny
novalian'i booboo ny 14/02/2015 17:10
mpisotrtoaka ( 28/01/2015 03:07)
Mitady asa
Mitady asa resaka infographie na metteur en page na détoureur ! Malalaka be ny tapak'andro ! Atsy atsimondrano faritra andoharanofotsy no misy ahy ! Na resaka saisie na aide am cybercafé aza mety fo... tohiny
novalian'i ombkel ny 03/04/2015 15:46
saho ( 27/01/2015 21:15)
Miandry 2018
Afaka telo taona ve vao hisy entana vita tena malagasy Ohatrany mba te hahita yaourt na dobera vita tena malagasy Ankoatra izany, mba te hanana fanaka trano vita "bois de rose" Ohatrany mba te hana... tohiny
mpisotrtoaka ( 27/01/2015 07:37)
Fasan'ireo artista sy mpanoratra ar olomangan'ny firenena
Samia hoe mitanisa ny toerana misy ny fasan'ireo olomangan'ny firenena isika ! E.D Andriamalala ao Amboatavo Itaosy Alefa ary... tohiny
novalian'i vonynive ny 29/07/2015 05:53
mpisotrtoaka ( 27/01/2015 05:27)
Artista tsy hita intsony
Ar mba nankaiza ireto artista vitsivitsy ireo ? Mima, L Saphira, Tantely Watsa, Joy K ...... tohiny
novalian'i hafahafa ny 27/01/2015 12:03
hery ( 26/01/2015 15:19)
Boko-Haram - Hiara-hihetsika ihany i Afrika?
Ny Afrikana no anisan'ny be nimenomenona tamin'ny hetsika JeSuisCharlie tany Frantsa farany teo hoe olona firy fotsiny no maty dia anaovana hetsika goavana tahaka an'iny kanefa ireo matin'ny Boko Hara... tohiny
NiainaRalay ( 26/01/2015 12:38)
PilPlan 72h
Mba mila hevitra indray aho ry zareo! Ny PilPlan 72h 4 cp aveo 4 cp aorian ny 12ora ve tena azo antoka fa mahasakana ny fécondation! t@ ny 14, 16, janoary teo ah nanao firaisana ara-nofo dia natahotr... tohiny
novalian'i Fiffi ny 23/07/2015 09:31
NiainaRalay ( 26/01/2015 12:37)
PilPlan 72h
Mba mila hevitra indray aho ry zareo! Ny PilPlan 72h 4 cp aveo 4 cp aorian ny 12ora ve tena azo antoka fa mahasakana ny fécondation! t@ ny 14, 16, janoary teo ah nanao firaisana ara-nofo dia natahotr... tohiny
novalian'i josiah ny 17/02/2015 22:16
NiainaRalay ( 26/01/2015 12:35)
PilPlan 72h
Mba mila hevitra indray aho ry zareo! Ny PilPlan 72h 4 cp aveo 4 cp aorian ny 12ora ve tena azo antoka fa mahasakana ny fécondation! t@ ny 14, 16, janoary teo ah nanao firaisana ara-nofo dia natahotr... tohiny
novalian'i endriny ny 05/02/2015 17:44
mpisotrtoaka ( 26/01/2015 05:46)
Governemanta vaovao
Hono ho'ah ! Rehefa hanao invité du zoma ny ministre de la cummunication zany zao d olona tokana ihany no sady journaliste no invité !?... tohiny
hery ( 25/01/2015 19:03)
Hanao ahoana ny ho avin'i Eoropa amin'ny fandresen'i #Tsipras #Syriza
Na dia mbola tsy ofisialy aza ny voka-pifidianana dia efa hita fa miha tanteraka ilay natahoran'ny sasany amin'ny toe-draharaha ao Grece. Hahazo ny maro an'isa ao amin'ny antenimieram-pirenena Grika n... tohiny
hery ( 25/01/2015 17:41)
Governemanta vaovao
Dia ireto izany ny membre-n'ny governemanta [i]"vaovao"[/i]. Ny fijerinareo azy? MEMBRES DU GOUVERNEMENT RAVELONARIVO - Ministre d'État chargé des projets présidentiels, de l'aménagement du ter... tohiny
novalian'i endriny ny 26/01/2015 15:12
endriny ( 23/01/2015 17:34)
Ny "feon'ny vahoaka dia feon'Atra... izay safidin'ny vahoaka dia safidin'Atra"
Rehefa mahasoasoa ilay mpitondra fivavahana ilay resaka dia hiraina atao avo be na dia mampitsongolo-body ny ambany lanitra aza.. na iza mpitondra fanjakana eo na iza... na iza filoham-piangonana eo n... tohiny
novalian'i endriny ny 05/02/2015 06:36
gasy1zay ( 23/01/2015 12:19)
Adihevitra Tsy mino an'Andriamanitra(Athé) Vs Kristianina (teny anglisy)
Hoan'ireo namana havanana @ teny anglisy na mba te hiheno ny adihevitra eo @ mpino sy tsy mpino [youtube]https://www.youtube.com/watch?v=y8hy8NxZvFY [/youtube] [url=http://forum.serasera.org/media/i... tohiny
novalian'i Strong3 ny 16/02/2015 11:38
mpisotrtoaka ( 23/01/2015 08:05)
Mba fantatrareo moa hoe inona ilay trano fotsy be ao Malakialina Antanifotsy io ?
Fasana io sady toeram-pivavahana ! Misy olona milevina anaty fiara 4x4 ao dia hita amin'ny fitaratra !... tohiny
mpisotrtoaka ( 23/01/2015 06:00)
Hery Rajao
Iza no mahalala ny vady voalohany s faharoan'ny filoha ! D inona no antony nisarahany !? Sa ratsy ?... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.3203