Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
endriny ( 04/02/2015 07:45)
Boa de Raozy e... Interpol o avy a
Satria ve mpitsangatsangana Frantsay no nahita ilay fanondranana, dia hoe avy ry Interpol sambory ity Sambo MIN ity a... Ka maninona raha samborina ny tompon'ilay vedety mpamatotra ny hazo teo ambony ... tohiny
novalian'i endriny ny 06/02/2015 14:27
Strong3 ( 04/02/2015 06:52)
AZA MIDINA AMPANDEHANANA tsy hitan'ny chauffeur
Tranga iray izay nampalahelo koa izy ity. Tovolahy iray avy niasa ; andeha hamonjy fodiana no tra-pahavoazana tsy fidiny. Raha teo amin'ny fiolanana efa hiditra ny arret bus iny, dia fanaon'ny mpanam... tohiny
novalian'i Strong3 ny 10/02/2015 08:51
endriny ( 03/02/2015 15:50)
Maninona moa raha teny amin'ny Hiopitaly manara-penitra Atoa Prezida no nanao fizaham-pahasalamana e?
Fa maninona no tsy maintsy hoe tany Fransa? Manambola ihany ilay governemanta Malagasy ka...... tohiny
novalian'i endriny ny 04/02/2015 06:54
endriny ( 03/02/2015 15:30)
Voaporofo ve fa misy Atra?
Hoy ilay tsy mpino an'Atra: "Tsy misy Atra satria : 1 Tsy hitanao na tsapanao izy, tsy renao ny feony, na ny fofony na izay mety molekiola sy taratra maginetika avy aminy... Ka tsy misy izy izany..." ... tohiny
mpisotrtoaka ( 03/02/2015 05:58)
Gadra pôlitika
Ar ireto gadra politika e ! Efa mba navoaka d hoe mitaky onitra hono ! ouuuuuuuuuf ! Hafahafa !... tohiny
novalian'i endriny ny 04/02/2015 06:59
Fiffi ( 02/02/2015 20:28)
Poulet KFC
...ity misy fanaovana poulet KFC... hummmm....io sipagasy an ! http://www.tillthecat.com/2013/03/ma-recette-de-poulet-facon-kfc/ [url=http://forum.serasera.org/media/images/o/a8263257150c7ee288d24... tohiny
novalian'i Fiffi ny 08/02/2015 09:39
endriny ( 02/02/2015 14:39)
Mba mahamenatra zareo ilay tranokalan'ny TIM a, na ny FB an'ireo mpitari-tolona ao aminy..
Mba nijery aho, fa dia tena mahamenatra raha ireny no atao hoe adihevitra politika... Ilay FB an'ny mpitaritolona ao aminy indray moa dia aoka fotsiny. Toa mampatsiahy ahy ny Revolisiona Sosialista i... tohiny
nilex ( 02/02/2015 13:47)
SETELA
Azafady sao mba misy mahalala fifandraisana na phone ny SE.TE.LA (seheatra teolojika ho an'ny kaika) Ambatonakanga isika.Tena maika be fa hihiditra hianatra.... tohiny
novalian'i endriny ny 10/02/2015 10:03
hafahafa ( 02/02/2015 11:05)
Tamberina: Tany ampianarana fahiny
Miarahaba antsika rehetra ndray e! Mahafinaritra b lay tsiaro talo fony mbola tany ampianarana e! Ndao ndray hifampizara ireo tsara sy ratsy nolalovana talo tany ampenarana e! Manasa antsika rehetra h... tohiny
novalian'i Hasnfan ny 10/09/2015 09:59
Strong3 ( 02/02/2015 09:44)
vaovao tapatapany
Nisy raim-pianakaviana nanakana taxi ville , anikeo maraina; rehefa vita ny adivarotra dia niroso ny dia. kanjo noho ny teny amin'ny antsasatsasa-dalana dia nikohaka indray mandeha ilay raim-pianakavi... tohiny
mpisotrtoaka ( 02/02/2015 08:15)
Prioritaire
Hamonjy fivoriana teny Itaosy aho ny alahady 01-02-2015 teo ka tany Anosizato no lalako ! Rehefa tonga teo am rond point anosizato eo amle lasantsy io d nisy cortege nialohavana motard ! Niraikitra be... tohiny
mpisotrtoaka ( 02/02/2015 08:12)
Kandida filoha
Mba lasa aiza daholo ary ireny kandidà miseho hoe tia tanindrazana aho dia nirotsaka ireny ankehitriny e !? Tsy afaka miasa ho an'ny tanindrazana ve raha tsy azo ilay seza bory mampiteny hafahafa io ... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 02/02/2015 15:34
nygasysoafifameno ( 31/01/2015 23:16)
Mamafy tahotra ingahy predidà sandoka Hery Rajaonarimampianina Jolay sy aogositra 2014 EBOLA e! eto Madagasikara novambra sy desambra 2014 PESTE e! eto Madagasikara!
VAOVAO TENA LEHIBE TENA ILAINA ary TSARA ho FANTATSIKA zanany momba n’i Madagasikara... Jolay, aogositra 2014 teto Madagasikara… : aretina « EBOLA » e! « EBOLA » e!! “EBOLA”!!! Novambra, ... tohiny
novalian'i hery ny 01/02/2015 16:16
RBNIR ( 31/01/2015 01:03)
FANEKENA TALOHA SY NY FANEKENA VAOVAO
Faly misera hatrany ry namana isany, Fampitahana : Ao amin'ny y fanekena vaovao dia 1- ny fitoerana masina (na tabernakely) dia tsy natao tanana fa nataon'Andriamanitra [url=http://www.smartbaiboly.... tohiny
novalian'i RBNIR ny 01/06/2017 05:18
rhaj0 ( 30/01/2015 16:18)
"inspired"sa "dictated"
Akisako eto koa ity noresahina [url=http://forum.serasera.org/forum/message/m54bfce59ad2df/80]tatsy[/url] ity fa hitako tena zava-dehibe ho an'ny Kristiana [quote=inspired sa dictated]http://en.wikip... tohiny
novalian'i Strong3 ny 13/02/2015 08:32
rhaj0 ( 30/01/2015 12:40)
mampiady Imagination
Nakisako eto ity resaka [url=http://forum.serasera.org/forum/message/m54bfce59ad2df/100#m54cb7aad1e928]tatsy[/url] ity fa hotry ny mahafinaritra :-) [quote=rhaj0] - K'efa hoe efa "misy" Izy ao @ ima... tohiny
novalian'i Strong3 ny 13/02/2015 09:14
mpisotrtoaka ( 30/01/2015 08:09)
Mpanatontosa
Ar lasa aiza ny scoop digital ?... tohiny
mpisotrtoaka ( 30/01/2015 07:38)
Onitiana Realy
Fahalalanareo azy io !?... tohiny
mpisotrtoaka ( 30/01/2015 06:32)
Ar nahoana no rehefa mba mandefa lohahevitra aho d...
Ar nahoana no rehefa mba mandefa lohahevitra aho d ny anarako (pseudo) foana no mahaliana ny sasany mamaly azy fa tsy ny hevitra mba tadiaviko e ! Mba valio amzay ary ! Aleeeefaaaaaaaaaaa... tohiny
jaona15 ( 29/01/2015 12:09)
Ty ngah ya!
- Tao antanana! - Tranga iray sendra fiteny roa tsy mifankahazo nefa,ny eviny iray ihany. Fotoana fiakaran'ny vokatra t@ io,teo ampiambenana tonta-mbary ra zoky ny ariva... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3912