Ty ngah ya!

1. jaona15 ( 29/01/2015 12:09)

- Tao antanana! -

Tranga iray sendra fiteny roa tsy mifankahazo nefa,ny eviny iray ihany.
Fotoana fiakaran'ny vokatra t@ io,teo ampiambenana tonta-mbary ra zoky ny ariva, tsy lavitra ny tanana sendra ity olona mipetraka,@ity fietsika manakaiky ny tontany.
Tsy naharitra nenao ka nitrerona @ feo tezitra no nanontany.
× E! inona ngah no ataonao mipetraka eo?.
- Namaly tsy natahotra ranamana hoe " MIKAKA ".
× Namaly tsy rotitra ra zoky no nikisaka t@ toerany niteny hoe " ATAOVY NY KAKA NAO,FA RAHA NANGERY TEO KA NATAOKO ANZO-TAY!".


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1363