Maninona moa raha teny amin'ny Hiopitaly manara-penitra Atoa Prezida no nanao fizaham-pahasalamana e?

1. endriny ( 03/02/2015 15:50)
Fa maninona no tsy maintsy hoe tany Fransa? Manambola ihany ilay governemanta Malagasy ka...
novalian'i endriny ny 04/02/2015 06:54
2. mirananirina ( 03/02/2015 18:43)
Rehefa misy traboina ihany vao tsy manam-bola ka..., raha hivoaka ivelany misy vola be foana.
3. endriny ( 04/02/2015 06:54)
Ka mety koa hoe notsofin'ilay cyclone nakany Frantsa ilay vola angambany dia any sady mitsimpona ny vola notsofin'ny rivotra no mitsabo tena.

Fa vazivazy iny... Mety matahotra ve izy fa raha tsaboina ao amin'ny manarapenitra dia hisy angalatra koa ny taovany?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4042