Liste des messages
Liste de tous les messages, par ordre de date
Strong3
(
16/02/2015 11:54)
Kéré
Dia lasa ny saina ry malagasy namana hoe: "andraikitr'iza ity raharaha ity"
ny Fanjakana ve
ny BNGRC ve
ny Ministeran'ny mponina ve
sa ny Solombavambahoaka ?
nalefa ny voikava mahatratra; tsy tonga ...
suite
répondu par Strong3 le 24/02/2015 05:51
saho
(
14/02/2015 18:37)
Hajao ny tenindrazana raha tianao tafita ny teny Malagasy sy Madagasikara, efa hita ao Google ny fandikanteny Malagasy na dia badraondra sy tsy tonga lafatra aza, mbola mila fanatsarana matotra
Raha tianareo ho tafita ny teny Malagasy, sy Madagasikara dia teny Malagasy hamarino tsara, fahaizana mamakafaka amin ny tenimpirenena Malagasy, ataovy tian ny Malagasy ny tenindrazana, hajao ny tenin...
suite
booboo
(
14/02/2015 17:06)
Vakansy milay ô ?
http://www.parismatch.com/Actu/International/Sur-la-route-de-l-Ouest-trek-a-Madagascar-704012
Lava be fa aza tsiny eee ^_^.
La famille Poussin a commencé son tour de la grande île qui durera deu...
suite
répondu par bazylou le 28/03/2015 11:49
endriny
(
13/02/2015 13:31)
Ny andraikitra sy adidy nomen'Atra antsika
Araka ny finoana Hebrio izay imatimatesantsika dia ireto no andraikitra napetrak'Atra tamin'ny olom-belona raha mino ny Genesisy sy ny baiboly ianao
1) Hitandrina ny saha...(Jardinier)
2) Hiteraka k...
suite
répondu par endriny le 25/02/2015 04:27
mpisotrtoaka
(
13/02/2015 05:09)
Ampio aho ry zavavy isany a
Inona no ataoko rah nirarahan'ny menaka sakafo ny patalohako !?...
suite
répondu par mpisotrtoaka le 07/04/2015 10:55
RBNIR
(
12/02/2015 16:48)
FIAINAN-TSI-HITA
Ry namana isany, betska ny zavatra nafenina an-tsika hatramin'izay, satria ny tanjon'ny devoly dia ny hahavery ny taranak'olombelona rehetra...
Nafenina tamin-tsika ny fisian'izany atao hoe "Fiainan-...
suite
répondu par RBNIR le 02/03/2015 22:56
endriny
(
12/02/2015 16:05)
Ho an'i Rahj0: Manao ahoana izany fiangonana sy finoana any an-dafy any izany? Misy mpandala ny finoana nentin-drazana ihany koa ve any?
MIrary soa e...
suite
répondu par Strong3 le 18/02/2015 08:43
endriny
(
12/02/2015 14:23)
Dia nisy tokoa ve ny safo-drano ? Andramo ity dia mba diniho
Ataovy amin'ny saina tsy miangatra: Maka rano tapaky ny kaopy, dia afaka iray na roa segaondra fenoy rano io kaopy io... Inona no nataonao ka nahafeno ny kaopy?
Rehefa avy eo alaivo io rano iray kao...
suite
répondu par fidinirina le 16/03/2015 11:36
Strong3
(
12/02/2015 10:40)
Mariazin'olona mitovy fananahana!!!
Efa tena voailiky ny tsy mpino an'Atra tanteraka eo amin'ny tany mandroso ve ny Tahotra sy ny finoana ny FISIAN'ATRA???
SA ... miverina amin'ny tsy fahalalana na tsy te ahalala ny fisian'ny fahendre...
suite
répondu par Strong3 le 17/02/2015 08:38
rabaradaka
(
12/02/2015 07:14)
Aza andrasana hidina an-dalam-be ny vahoaka vao ho tonga saina
Asa na mba fantatry ny Filoha Hery Rajaonarimampianina fa tena mampiteny ny moana ny halatra tany ataon'ny ekipan'i Rivo Rakotovao.
Tany efa an'olona misy titre sy borne nefa dia sahin'ireo Directeurs...
suite
répondu par rabaradaka le 20/02/2015 11:29
rabaradaka
(
12/02/2015 07:08)
Fakana vola anaty orinasam-panjakana
Olona telo na efatra raha betsaka no mahalala an'ity resaka ity :
Fahefana avy aiza no ahafahan'ny DEirectreur général du Trésor maka vola amina miliara ariary maromaro ao amin'ny Caisse d'Epargne ...
suite
Tefigasy
(
12/02/2015 06:36)
Inona no azonao atao ?
Maro ny olona no maniry hanana zavatra tonga lafatra na vola aman-karena vao hanao na mba hanaovana ny asan'ny Tompo. Misy miteny ohatra hoe, raha mba manana 4x4 aho dia afaka mandeha mitory teny any ...
suite
répondu par Strong3 le 13/02/2015 07:10
bazylou
(
11/02/2015 09:39)
atr 72-600
ve rangahy no mba takatry ny gasy nefa ny trondro sy ny andramena sy ny ambatovy ary million dolara isa tsegondra le.
Raha hividy atr 72 2 ihany, tsy aleo maka boeing 777 iray.
beurrk...
suite
répondu par bazylou le 11/02/2015 09:45
bazylou
(
11/02/2015 09:33)
ny afrikanina tatsimo
hono anampy amin'ilay fampihavanam pirenena.
NY sinoa anampy hiaro ny sisin tanin'i madagasikara.
Ny iranianina hoe anome satelita.
dia iza koa izao no hanome abobo ny gasy manaraka eo ??
beuurrrk...
suite
répondu par hakim le 12/02/2015 08:59
naritsimba
(
11/02/2015 06:03)
FIFAMPIARAHABANA 2015 NSD (Namana Serasera Dago)
Miarahaba antsika rehetra!
Araka ny resaka efa natao dia hifampiarahaba tratry ny taona 2015 isika eto @ NAMANA SERASERA DAGO.
Toy izao ary ny mombamomba izany:
Daty: sabotsy 28 febroary 2015
Toe...
suite
répondu par mpisotrtoaka le 17/06/2015 14:00
endriny
(
11/02/2015 05:04)
Mino ve ianao fa ny fotoana dia mifanohitra amin'ny filanao? Nahoana ary.
Rehefa mba miramirana aho na mety ny zavatra kasaina dia toa vetivety dia tapitra ny andro. Fa raha sendra misy zavatra enjehina, na mahakamo dia toa mihisatra dia mihisatra ny famataran'andro. Kanefa...
suite
répondu par Strong3 le 18/02/2015 10:07
rhaj0
(
10/02/2015 14:02)
Fanambadiana... toko telo
nanatrika mariazy aho in-1 mandeha, dia nafana fo be ny mpitori-teny hoe, toko telo ny ao @ mariazy io, 1- izy, dia 2- ianao, dia .. 3- i J.C.
dia niherikerika nijery ny mpifety aho.. ary dia misimis...
suite
répondu par endriny le 13/02/2015 15:52
Strong3
(
10/02/2015 08:54)
NANDAKA HATRAMIN'NY MPIANDRY TSATOKAZO
baolina izany ka baolina ...
_ vintana ve ?
_ fahaizana ve ?
_ fahavendranana ve ?
_ baolina afrikanina ve ?...
suite
répondu par Strong3 le 16/02/2015 08:41
Strong3
(
10/02/2015 08:36)
AVY AIZA NY ATOME ???
[raha ANGANO TOKOA ny fisian'Atra...]
Avy aiza ny atoma ?
raha hoy ny sasany niforona tamin'ny tsy nisy iza rehetra izao, DIA HERY AVY AIZA NO NANODIKODINA IREO atoma sy maolekiola hitambatambatra ...
suite
répondu par endriny le 24/02/2015 05:31
bazylou
(
09/02/2015 16:34)
io volam bazaha io
ihany no efa mamono sy mahafaty ny gasy dia mbola misolelaka any ihany. Tsy ilainany volam bazaha ary tsy ilaina akory aza ny volan'ireo gasy mpisolelaka.
Tsy ilaina ko any voal'ny arabo sy karana ar...
suite
répondu par 5laody le 10/02/2015 14:45
