Aza andrasana hidina an-dalam-be ny vahoaka vao ho tonga saina

1. rabaradaka ( 12/02/2015 07:14)
Asa na mba fantatry ny Filoha Hery Rajaonarimampianina fa tena mampiteny ny moana ny halatra tany ataon'ny ekipan'i Rivo Rakotovao.
Tany efa an'olona misy titre sy borne nefa dia sahin'ireo Directeurs ao amin'ny Ministera tantanan'i Rivo Rakotovao (dit Rivo le Mainty) alaina tsotra izao. Ny talenramatoa efa nampikolay ny vahoakan'ny Toliara ary efa noroasin'ny mponina tany no napetraka hitantana ny Domaines.
Sao mba tsy rariny e !
Aza andrasana hidina an-dalana ny vahoaka vao ho tonga saina fa tsyho ela dia HITROATRA NY VAHOAKA FA EFA TENA TSY RARINY INTSONY ARY DIA TENA MINISTERAN'NY JIOLAHIM-BOTO MIHITSY.
2. endriny ( 12/02/2015 16:06)
Ny kely ananao aza mbola alaina aminao... Ho tanteraka tokoa anie izany
3. rabaradaka ( 17/02/2015 11:25)
Ireto franc-maçon toa an-dry endriny sy tavany ireto no tena fanetry be ny firenena, aiza ve ka dia franc-maçon, rotarien, CEDS, y izao association diabolique ehetra izao no manjaka eto amin'ny firenena, nefa ange ka hoe taranaka pasitera ny Filoha Hery, sa lasa "sataniste" koa ?
Omeko volana iray sy 14 andro sisa raha tsy manolo ireo ministres tsy mamely i Hery (Rivo Rakotovao, Ahmad, Anthelme Ramparany, Ndahy Mananjara, Olivier Mahafaly, Maharanty) dia ho rava io, ary ny vahoakan'Antananarivo izay noterena hanaiky ny fizarana an'Antananarivo nefa tsy eken'ny sainy sy ny fanahiny no handavo an'io fitondrana io
4. hafahafa ( 17/02/2015 12:05)

rabaradaka:

Atao aona ary!? Efa mba tenenina fona aminy le fahaizana misafidy ka akory atao e!
Vola kely tsy ampy hoanina mandritra ny firy volana no mahatampim-bava fa ny volana maromaro sy ny taona ijanonany eo tsy takatry ny saina ny hady lavaka be handatsahany an'izay nifidy azy iany.
Raha lalana ny fitondrana dia ireny hita maso ireny ny bikany,
Raha rano mo d ireny ny fitobany e!?
5. rabaradaka ( 20/02/2015 11:29)
indrisy mantsy ry malagasy, maty daroka ianao raha mangalatra kely fa y mpangalatra harem-pirenena migalabona, indrisy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6266