Fakana vola anaty orinasam-panjakana

1. rabaradaka ( 12/02/2015 07:08)
Olona telo na efatra raha betsaka no mahalala an'ity resaka ity :
Fahefana avy aiza no ahafahan'ny DEirectreur général du Trésor maka vola amina miliara ariary maromaro ao amin'ny Caisse d'Epargne de Madagascar (CEM) hamitana ny trano be "immeuble Orange" eny Ankorondrano ? Ny Filoha ve no maniraka, sa ny Ministre des Finan ces sa dia tena initiatives irery an'io Directeuir général io ? Marina fa hoe vola ampindramina hono ary ilay karana tompon'ny action be indrindra ao no manao antoka.
Sao mba tsy rariny e !
Raha haka ny volany ny mpikambana rehetra ao amin'ny CEM dia tsisy vola disponible ao.
Tsikombakomba sa afera maloto miaraka amin'ny karana ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3569