Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
menalamba
(
01/03/2015 09:14)
Poooritra mafy !!!
Ny aza voany ihany ... Tsiky dé ampy :
http://www.liveleak.com/view?i=a88_1425063057
...
tohiny
novalian'i MITIA7 ny 20/08/2015 05:02
saho
(
28/02/2015 15:38)
Mailo mailo!!!
Ireo firenena lehibe indrindra ny France kanefa mifaninana daholo ireo Chine, Amerikana sns...dia ny tombotsoany ihany no tadiaviny. Tsy misy manao fotsiny amin izao fa misy takalo foana
FBI et CIA, t...
tohiny
novalian'i sitlo ny 03/03/2015 09:47
endriny
(
28/02/2015 08:22)
Fa iza avy tokoa no hanaraka ahy any amin'ny afo be e?
Ireo zazakely mbola tsy vita batisa aloha izany ka nindaosin'ny fahafatesana noho ny aretina mbola kely na ny fahasamponana dia efa hanaraka ahy any satria nandova ny fahotana tamin'ny fototra hono e....
tohiny
novalian'i Strong3 ny 09/03/2015 11:08
endriny
(
27/02/2015 17:03)
Raha taloha izao efa nisy mpizara tiko sy olympiko ny tanana
Fa izao... vola any an-tananan'ny Karana sy ny vazaha ve omeny anao fotsiny eo...
Faly ery izy izao fa betsaka indray ny isan'ny olona hividy vary, fanitso, simenitra atsy ho atsy, handeha indray ny ...
tohiny
novalian'i endriny ny 14/03/2015 05:53
endriny
(
27/02/2015 15:56)
Kapoka ataon'Atra hono ity tondradrano ity, fa mbola tsy nisy tondradrano toa izao teto Madagasikara
Dia ny tena no menatra... saingy mba mipetraka amin'ny toerana ambony indray mantsy a...
Ilay Atra inoany aza efa miteny hoe: "tsy hanisy safo-drano hamazaina intsony... " Raha nisy ilay safodrano a....
tohiny
novalian'i endriny ny 05/03/2015 05:47
bazylou
(
27/02/2015 05:00)
rendrika i antananarivo
mananontanona indray rey olona ny najo an'i Antananarivo tamin'ny 1959 a.
Besarety diboky ny rano
andekaleka feno atsanga , miverina i delestazy
tanjombato sy ny rn7 dibo drano, na ny tatezana aza t...
tohiny
novalian'i bazylou ny 28/03/2015 11:37
bazylou
(
26/02/2015 17:26)
las,izao legona, vidin'ny frantsay ny fananan'nygasy izao
lasan'ny aeroport de Paris ny aeroportn'ny NOsybe sy ireo 12 hafa tantanan'ny Adema.
Ny sinoa atsy sady mangorona volamena sy hypoccampes
ny srilankais managona safira sy beryl
ny amerikanina sy ny e...
tohiny
novalian'i Strong3 ny 16/03/2015 08:49
bazylou
(
26/02/2015 11:24)
miady vola ny tresor sy rivo rakotovao
sy ny ekipany. Asa inoa loatra no tian'i lery atao amin'ity miliara anjatony tadiaviny avoakan'ny tresor.
beuurkk...
tohiny
bazylou
(
26/02/2015 11:18)
soa ihany aho fa tsy nanome
tra boina. izao dia miseho tv mihitsyny olona any atsimo fa 3kg isam pianakaviana no azony ary avy misoratra hvm vao omen'ny bngrc sy rajao and co.
beuuurrrk...
tohiny
novalian'i naritsimba ny 27/02/2015 07:40
bazylou
(
26/02/2015 11:16)
brokatera ihany no ady eo
omen'ny vazaha avion brokatera 5 , atr 3 sy b 737 700 roa hoe ny gasy fa toto mahafatra po.
beuurrrk...
tohiny
Fanhaiky
(
25/02/2015 14:23)
Protéine
Misy effet secondaire ve ny fihinana protéine, dia aiza no mety ahitana azy. Pharmacie ve sa Grande Surface?
Mankasitraka indrindra
Am-pitiavana be foana...
tohiny
novalian'i sitlo ny 24/03/2015 04:31
rabaradaka
(
25/02/2015 07:54)
Tokony hiala sy hisintaka amin'ny Ravalo ny MFM
Tokony hiala sy hisintaka amin'ny Ravalo ny MFM fa ataony sovaly fitaingenana fotsiny nefa tsy omeny seza na asiany hasina akory.
Ohatra iray tsotra, tao Antsirabe, raha tsy nisy ny MFM dia efa nangin...
tohiny
rabaradaka
(
25/02/2015 07:49)
Fa iza marina no mitondra an'ity firenena Malagasy ity e ?
In'efatra androany no nametraka an'ity fanontaniana hoe iza marina o mitondra an'ity Madagasikara ity.
Izao mantsy, milaza i Rivo Rakotovao fa izy no tena mibaiko ny lafiny rehetra, izay no mahatonga ...
tohiny
rabaradaka
(
25/02/2015 07:42)
Fa inona loatra ny antony mahatonga ny PRM hahatoky loatra ireo namany na dia efa hita izao fa donendrina sy tsy alehany e ?
I Rivo RAKOTOVAO no namporisika an'ny Hery Rajaonarimampianina mikasika an'iny fizarana an'Antananarivo ho kaomina maromaro iny. Nanatrika ny ady hevitra aho tamin'izay, fa ny mahagaga ahy dia saribak...
tohiny
bazylou
(
25/02/2015 05:27)
ny gasy hoaho tsy velona
ary tsy manao zavatra raha tsy misy volam bazaha sy t...mbazaha daholo.
Na ny gasy any andafy aza io an...
beuurrk...
tohiny
endriny
(
25/02/2015 04:36)
Ny niafaran'ireo virijiny adala 7 sy ireo virijiny hendry 7 any an-danitra ilay fiainantsihita
Rehefa vita ny fampakaram-bady dia voaroaka ireo vehivavy virjiny adala 7. Ary tena nampahonena fa tsy nisy lehilehy mba taitra tamin'ireo nandritry ny androm-piainany ka nijanona ho virjiny mandrakiz...
tohiny
novalian'i Strong3 ny 17/03/2015 11:46
endriny
(
24/02/2015 17:49)
Misy olona mankahala ny siansa kanefa nianatra Teolojia ve?
Raha misy izany dia aleo soloina ny anaran'io taranja teolojia io...
tohiny
novalian'i Strong3 ny 09/03/2015 08:25
Tefigasy
(
24/02/2015 12:00)
Mahagaga: olona tsy mino ny fisian'izay Andriamanitra nefa tsy miala mihitsy amin'ny resaka fivavahana sy finoana
Izaho izao tsy mipetraka any an-dafy, tsy manana havana na namana any an-dafy, tsy mpandefa entana na manafatra avy any dia tsy hitako izay hidirana amin'ny resaka diaspora
Toa izany koa ny resaka po...
tohiny
novalian'i Strong3 ny 09/03/2015 07:34
rhaj0
(
24/02/2015 11:46)
Edukasio seksoaly
Maresaka be aty Ontario izao ny fanavaozana ny fampianarana ny ankizy (T1-T8) ny @ resaka sekisa. @ ankapobeny, dia ho ampianarina @ ankizy dieny efa mbola kely izy, ny resaka sekisa sy ny manodidina ...
tohiny
novalian'i Strong3 ny 16/04/2015 12:16
endriny
(
24/02/2015 05:38)
Menatra be aho tamin'ilay fanambaran'ny FMI
Ny mahagaga dia anisan'ny mpanohana ny fanonganam-panjakana tamin'izany ny lehiben'ity fikambanana FMI ity anefa.
Hoy izy: "Volamena 2.000kg ao anatin'ny herintaona no tonga any Bankok avy aty Madaga...
tohiny
novalian'i Strong3 ny 25/02/2015 05:44
