Menatra be aho tamin'ilay fanambaran'ny FMI

1. endriny ( 24/02/2015 05:38)
Ny mahagaga dia anisan'ny mpanohana ny fanonganam-panjakana tamin'izany ny lehiben'ity fikambanana FMI ity anefa.

Hoy izy: "Volamena 2.000kg ao anatin'ny herintaona no tonga any Bankok avy aty Madagasikara, kanefa 80kg monja no mba voarakitra ao anaty bokim-panjakana"

Menatra aho zareo a... Be vava be aho hoe milay noho i Afrika izahay kay moa ....
novalian'i Strong3 ny 25/02/2015 05:44
2. Strong3 ( 24/02/2015 05:49)
mahaiza mionona r'isé ah...
3. bazylou ( 25/02/2015 05:28)
ka samy vendrana daholo kooo, ny gasy anie vendrana e
4. Strong3 ( 25/02/2015 05:44)
soa izaho fa tsy gasy hihihihi laol
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5667