Ny mahagaga dia anisan'ny mpanohana ny fanonganam-panjakana tamin'izany ny lehiben'ity fikambanana FMI ity anefa.
Hoy izy: "Volamena 2.000kg ao anatin'ny herintaona no tonga any Bankok avy aty Madagasikara, kanefa 80kg monja no mba voarakitra ao anaty bokim-panjakana"
Menatra aho zareo a... Be vava be aho hoe milay noho i Afrika izahay kay moa ....