Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
rhaj0 ( 12/03/2015 19:41)
rakitr'i Flacourt... ny SEX (sy ny finoana)
[i]http://gallica.bnf.fr/ark:/12148/bpt6k1047463/f111.image [b]Flacourt page 85[/b]: Ils sont fort adonnés (?) à la paillardise (?) et estiment aussi celui-là malheureux qui n'a point de femme, et ... tohiny
novalian'i endriny ny 17/03/2015 07:57
bor2lais ( 12/03/2015 14:29)
Tatandraza indray !
"Des émeutes ont éclatées à Mahajanga ce matin entre les fidèles d’une secte dirigée par Marc Tatandraza. Les Forces de l’ordre ont dû intervenir pour calmer las situation. Plusieurs blessÃ... tohiny
novalian'i bor2lais ny 21/03/2015 11:55
endriny ( 11/03/2015 14:23)
Tsy nisy hevitra politika intsony angamba fa efa nihavana ny samy mpitarika ve?
Dia mazava ho azy mangina daholo ny toto kely satria tsy misy mandalo eo ambavahadin'ny deba...... tohiny
rhaj0 ( 10/03/2015 19:34)
rakitr'i Flacourt... Jesosy gasy = Rahissa
Dia nahalala an'i Noa sy ry Mosesy ary Davida ihany koa iznay ny LOVA-TSOFINA raha ny fitantaran'i Flacourt azy, fa rahefa tonga @ Jesosy dia hoe... [i]http://gallica.bnf.fr/ark:/12148/bpt6k1047463/f... tohiny
novalian'i endriny ny 18/03/2015 09:01
rhaj0 ( 10/03/2015 14:21)
rakitr'i Flacourt... Genesisy gasy
Mahaliana mihintsy ilay rakitra notateran'i Flacourt ny @ razambentsika... Dia ity izany ny ninoan'ny dadaben'i neniben'i dadabe... tany @1650s tany... [i]http://gallica.bnf.fr/ark:/12148/bpt6k104746... tohiny
novalian'i endriny ny 14/03/2015 06:16
santos ( 10/03/2015 03:42)
te ho femme fontaine
Bnjr daholo! Ahoana no atao na inona hono ny fanafody hoanina mba hahalasa "femme fontaine" fa misy manontany ahy any amin'ny facebook. Miandry valiny mahafa-po avy aminareo. Misaotra mialoha.... tohiny
novalian'i Inja ny 07/09/2018 08:37
zakagerin ( 09/03/2015 19:17)
BRÊDES MAFANA
Manao ahoana tompoko, Veuillez m'excuser pour utiliser le français, mais mon malgache est bien loin. Où pourrais-je trouver à Montréal & environs une boutique ou épicerie qui vend des brêdes m... tohiny
novalian'i endriny ny 11/03/2015 14:27
rhaj0 ( 09/03/2015 13:19)
rakitr'i Flacourt.. ombay mamaky hoe e..
http://gallica.bnf.fr/ark:/12148/bpt6k1047463/f111.image Misy resaka fivavahana ao, sy koa SEX.. mazotoa.. dia mba zarao eto hoe ny voavakinao ao... tohiny
novalian'i booboo ny 12/03/2015 21:27
jaona82 ( 09/03/2015 11:27)
fiara moteur essence sa diesel?
Miarahaba. Mba manana eritreritra ny hividy fiara ny tena, nefa ts de mahay resaka mecanique. De mba mangataka conseil @nareo connaisseur eto. Ra eto @ tanana iza no tena mety; manana fiara diesel sa... tohiny
novalian'i edhy ny 14/07/2017 10:22
Strong3 ( 09/03/2015 09:48)
efa ho 671 ny mpitsidika eto amin'ity : fivavahana, finoana , fa ny mpandray anjara 6 sy 8 eo eo ihany.
raha sambofiara ity misy mpandray anjara telo ihany koa, ny roa hita ny iray tsy hita. fa ahalalana ny mahagasy koa io mijerijery io an... :-)... tohiny
novalian'i Strong3 ny 09/03/2015 12:26
Strong3 ( 09/03/2015 07:40)
Ny nofin'i Jaona ! raha tanteraka dia HIREHITRA NY AFOBE
« Indro Izy avy amin'ny rahona; ary ny maso rehetra hahita Azy, na dia izay nandefona Azy aza; ary hitomany Azy ny firenena rehetra ambonin'ny tany. Eny, Amena. » (Apokalypsy 1:7) « Izaho no Alf... tohiny
novalian'i Strong3 ny 16/03/2015 08:58
endriny ( 07/03/2015 05:01)
Fa mba inona re no vitako Atra o?
Ry Andriamanitra o. Ianao no nanao anay olom-belona, nanao ny rano, ny tany, ny lanitra.... nanao ny kitana an'apitrisany sy ny fasika an'arivorivony... Fa mba inona re no vitako Atra o? Dia hoy At... tohiny
novalian'i endriny ny 18/03/2015 09:04
rhaj0 ( 06/03/2015 16:43)
FFKM hoe e?
TAo @ [url=http://www.lagazette-dgi.com/index.php?option=com_content&view=article&id=44919:reconciliation-nationale-et-refondation-de-la-republique-le-ffkm-veut-un-regime-theocratique&catid=57&Itemid=... tohiny
novalian'i endriny ny 24/03/2015 11:53
Carita ( 06/03/2015 13:50)
Hey Joe (Mikéa)
Salama daholo e, Mba mangataka ny tonon'ilay horan'ny Tarika Mikéa mitondra ny lohateny hoe Hey Joe ra mba manana ianareo. Misaotra mialoha Carita!... tohiny
Strong3 ( 06/03/2015 11:39)
INONA NO ATAO HOE "ota"?
Fahotana ny miteny hoe "tsy misy Atra". Fahotana ny miteny hoe "misy Atra" nefa tsy miaina miaraka Aminy. Fahotana ny tsy mino an'i Jesosy Kristy. Fa ny tena fahotana dia ny mino nefa nanary ny finoa... tohiny
novalian'i Strong3 ny 17/03/2015 07:36
hafahafa ( 06/03/2015 06:51)
Ita ny squelet be any Goliata.
[url=http://forum.serasera.org/media/images/o/09b4daf02ccf8f4dac2c9bfa07f410b9.jpg][img]http://forum.serasera.org/media/images/m/09b4daf02ccf8f4dac2c9bfa07f410b9.jpg[/img][/url] ... tohiny
novalian'i endriny ny 11/03/2015 14:17
harintsoa15 ( 05/03/2015 19:50)
Miarahaba anareo rehetra mpitafa s'y mpanome sosok...
Miarahaba anareo rehetra mpitafa s'y mpanome sosokevitra eto ny tenako.izaho dia mipetraka aty France ary mba naika hangataka fanampiana aminareo fa haka ny zanako tavela any dago marihiko fa io zaza ... tohiny
sahia ( 05/03/2015 12:05)
JIRAMA mapme B
Efa nentiko teto ihany lay fampidirana jiro efa t@ 2010, dia FALY aloha ry zareo ny tena fa na ela aza ilay izy dia mba NIVALY IHANY afaka DIMY TAONA TATY AORIANA e, tonga nanao ny installation ry zal... tohiny
novalian'i Maningana ny 11/03/2015 06:55
hery ( 05/03/2015 08:21)
Vato be ao Ambolonkandrina
Sao mba misy afaka maka sary an'izany vato mandondona ao Ambolonkandrina izany fa tsy azoko antsaina mihitsy. Maninona no tsy apoaka dieny mbola tsy mikodia? [quote=orange.mg] 10h30> AMBOLOKANDRINA :... tohiny
novalian'i hery ny 16/03/2015 08:34
Fiffi ( 05/03/2015 07:03)
Henoy...jereo kely ity....
[youtube]https://www.youtube.com/watch?v=3kTGicIGa7o[/youtube]... tohiny
novalian'i endriny ny 07/03/2015 04:21
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3941