Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Strong3
(
30/03/2015 07:03)
Ahoana no ilazana fa misy fitiavana ?! tsy foatery ho olondroa
[url=http://forum.serasera.org/media/images/o/d44a93e07b8c95615ff8a5012e589bc8.jpg][img]http://forum.serasera.org/media/images/m/d44a93e07b8c95615ff8a5012e589bc8.jpg[/img][/url]
Misy miteny hoe ny ma...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 27/05/2015 13:43
bazylou
(
28/03/2015 11:34)
rehefa tsy hiteny gasy
dia aza manoratra eto
beuurk...
tohiny
novalian'i bazylou ny 03/04/2015 05:42
katitanikely
(
28/03/2015 04:31)
Tsy mety mahafoka rivotra tsara fa sempotra hafahafa be foana surtout rehefa le av matory..
Miarahaba. Ny tena marna mitady dokotera mahay za fa tsy dia atokisako intsony ny sasany... Lany vola lany fotoana kanefa tsy mahomby..
Mbola tsy nanantona doktera aho tamn ito fa otran misy zavatra ...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 30/03/2015 07:49
katitanikely
(
28/03/2015 04:13)
MISY mibontsina ny ao ambany helika gauche
[b]bold text[/b]Manaona daol. Za ry reto matahotra sao sanatria zavatra hafahafa le amban'ny helikako.
leiz otrany oe mis lohany kl otran manana sensation oe maratra kel eo am lohany. Fa mafimaf afaaf...
tohiny
novalian'i Ratoa ny 15/11/2015 23:41
RBNIR
(
27/03/2015 15:35)
RAHOVIANA VAO HO TONGA NY FARANY (Mat.24:14)
Faly misera namana
« Ary hotorina amin'izao tontolo izao ity filazantsaran'ny fanjakana ity ho vavolombelona amin'ny firenena rehetra, dia vao ho tonga ny farany. » (Mat.24:14)
Io no famantarana ...
tohiny
novalian'i RBNIR ny 08/04/2015 08:15
rhaj0
(
27/03/2015 13:07)
Caricature Kristiana
Ndeha hatambatro eto ny kisarisary (caricatures) Kristiana tafaforona tafavoaka(ko) eto ... iarahana mamisavisa, na iarahana ivanitihana na ......
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 08/04/2015 19:26
Strong3
(
27/03/2015 12:12)
Ahoana no ilazana fa misy fitiavana ?! tsy foatery ho olondroa
[url=http://forum.serasera.org/media/images/o/33b4e37fc61a257349418f58c27d1ca2.jpg][img]http://forum.serasera.org/media/images/m/33b4e37fc61a257349418f58c27d1ca2.jpg[/img][/url]
Misy miteny hoe ny ma...
tohiny
novalian'i Strong3 ny 02/04/2015 05:41
endriny
(
27/03/2015 03:53)
Inona no hevitry ny fonosin 'ny vato fanfatrao eo amin'ny finoana Malagasy?
Ny jiro na tatao, dia toerana iray amoron-dalana anipazana vato iray isaky ny olona mandalo. Ny antony dia izao:
1) ny tatao na jiro no fefin-tany ho an'ny vohitra roa samy hafa tompo, na fokonolona.....
tohiny
novalian'i endriny ny 08/04/2015 05:33
Charoumeni
(
26/03/2015 13:29)
Misy ve?
Iza no afaka mijoro vavolombelona @ reto tranga reto?
Tsy voatery hoe nitranga taminao fa mety hoe havana na namana?
1. Vehivavy tsy mbola nanambady mihitsy efa 40 taona na mihoatra nefa mbola nahit...
tohiny
novalian'i sahia ny 25/01/2018 12:10
Feno123
(
26/03/2015 12:57)
disque dur externe tsy voavaky
Salama tompoko. Mba saiky hila hevitra kely hoe, fa maninona hay no hita intsony ny disque dur externe eo @ windows explorateur? Misaotra indrindra....
tohiny
novalian'i khelet ny 03/07/2016 07:12
hery
(
26/03/2015 11:33)
Klip Gasy
Tsy haiko na hahaliana na tsia fa avoakako eto ihany. Takelaka efa nandeha ela izy ity fa tsy à jour intsony dia vao navaozina indray. Takelaka noeritreretana hanangonana clips malagasy maro atao mir...
tohiny
rhaj0
(
25/03/2015 18:18)
OMAR manao politika
Ary efa tena tsy menatra fa manao (fanambarana) politika mihintsy anie ry OMAR izany ee..
http://www.lanation.mg/article.php?id=18043
Inona ary ity m(p)ihatsara vela-tsihy ity, ary m(p)anararaotra ny...
tohiny
novalian'i endriny ny 04/04/2015 07:19
miary15 fitia
(
25/03/2015 13:37)
mifankatia nefa mifanalavitra ny toerana
slt dhlo a! vehivavy za!mis ol1 zay mlaza fa tia ah,miantso ah fona iz d las mpinama be,taty aoriana nilaza iz fa tia ah,za ko lasa tia az nef zahay mbola ts nifankahita atramzao za eto Tana iz anF/ts...
tohiny
novalian'i manou2015 ny 26/11/2015 12:42
shala
(
25/03/2015 12:29)
tena izy ve?
Tena mba gaga aho ry namana isany,mba efa elaela iany aho no mpikambana tato nefa dia Tena gaga aho anjoany fa naita anaran' olona mitovy le olo-tiako(prénom-any anakiroa mitsy fa ts mb hoe ray iany)...
tohiny
novalian'i mpisotrtoaka ny 22/06/2015 15:59
Strong3
(
25/03/2015 12:14)
AVY AIZA IZAO REHETRA IZAO! Mampiady karajia i _Thomas d'Aquin sy Aristote
mba tantarao hoe izay mahatakatra marina :-)
[quote= wikipédia] La voie par le mouvement:
« Il est évident, nos sens nous l'attestent, que dans ce monde certaines choses se meuvent. Or, tout ...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 06/04/2015 12:26
Bobl
(
25/03/2015 08:08)
Angatra sa in? d in no tokony atao?
bjr dhl
za rzareo mivoka nana kel fon ny malelaako d ts aiko we zan ve le we "angatra" sa tsia?
fef nanatona dokotera d nomeny Ciprofloxacine nandritrany 7 andro fa tapitra izao ny 7 andro
ts mbol nis...
tohiny
novalian'i jaspyfanoela ny 05/12/2019 04:52
nirinanicolas
(
25/03/2015 08:00)
Petites annonces gratuites à Madagascar
Est-ce que vous cherchez site pour Petites annonces gratuites à Madagascar? visiter [url=http://www.madapage.com]www.madapage.com[/url]. Poster vos petites annonces à Madapage !!! C'est gratuit...
...
tohiny
novalian'i shala ny 25/03/2015 08:50
nirinanicolas
(
25/03/2015 07:57)
Petites annonces gratuites à Madagascar
Est-ce que vous cherchez site pour Petites annonces gratuites à Madagascar? visiter [url=http://www.madapage.com]www.madapage.com[/url]. C'est gratuit...
[url=http://forum.serasera.org/media/images/...
tohiny
novalian'i bazylou ny 28/03/2015 11:32
shala
(
25/03/2015 02:34)
examen
Salama daholo e!
Andao mba atsiaro ilay rehefa examen tany ampianarana fa otrany nafinaritra .
Ny ahy zao tsy adinoko mitsy.rehefa fanadinana moa dia ts maintsy misy akizy afa classe manasaraka toeran...
tohiny
zokybe7
(
24/03/2015 20:32)
point G
Tsy mbola nahita ny point G mihitsy fa mba atoroy ry zalahy...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 06/04/2015 15:05
