Tsy mety mahafoka rivotra tsara fa sempotra hafahafa be foana surtout rehefa le av matory..

1. katitanikely ( 28/03/2015 04:31)
Miarahaba. Ny tena marna mitady dokotera mahay za fa tsy dia atokisako intsony ny sasany... Lany vola lany fotoana kanefa tsy mahomby..
Mbola tsy nanantona doktera aho tamn ito fa otran misy zavatra mibahana ny ao am tratrako d sempotra aho tsy mahafoka rivotra betsaka mihitsy na manao effort b ar. Mora sempotra kely. ka eza ry zareo no mba afaka anantonako sa sao mba misy afaka manoro hevitra hoe inona ilay mahazo.. marihiko fa izaho dia vehivavy marary fo, Vavony Sy Aty sao sanatria misy hifandraisany..
Misaotra mialoha dia mba miandry ny valiteninareo.
novalian'i Fiffi ny 30/03/2015 07:49
2. Fiffi ( 28/03/2015 07:03)
....ny vola lany , ny fotoana lany...de hijanona am zao zany ?


Une respiration difficile peut avoir différentes origines. À noter qu'en termes médicaux, une dyspnée signifie une respiration difficile. Si, a priori, on pense à un problème pulmonaire ou touchant les voies aériennes, la cause peut être liée à une défaillance cardiaque.

mila manao :

radiographie thoracique,

prise de sang,

électrocardiogramme,

échocardiographie,

parfois scanner ou IRM.

mifoka sigara ? na eny na tsia mila atao ihany surtout aloha ny électrocardiogramme

de anao ny safidy ...ho lany vola ve ? ho lany fotoana ve de hijanona am zao....

3. booboo ( 28/03/2015 14:23)
Raha marary fo sy aty ary vavony izany, dia izay dokotera nitily anao t@ ireo aretina ireo ihany no tsara hatoninao. Na ndana tondé mankany @ urgence miaraka @ zay ttsy bobaka beee hatrizay nomen'ny cardio-nao anao ka hoe marary fo ianao. Zay no siora sy azo antoka indrindra... Raha toa moa ka nanao dokotera-tena no nahafahanao nahafantatra fa marary fo sy aty sy vavony ianao, dia mba dokotera spéc. @ zay hatonina.
4. katitanikely ( 28/03/2015 16:27)

Fiffi:

....ny vola lany , ny fotoana lany...de hijanona am zao zany ?


Une respiration difficile peut avoir différentes origines. À noter qu'en termes médicaux, une dyspnée signifie une respiration difficile. Si, a priori, on pense à un problème pulmonaire ou touchant les voies aériennes, la cause peut être liée à une défaillance cardiaque.

mila manao :

radiographie thoracique,

prise de sang,

électrocardiogramme,

échocardiographie,

parfois scanner ou IRM.

mifoka sigara ? na eny na tsia mila atao ihany surtout aloha ny électrocardiogramme

de anao ny safidy ...ho lany vola ve ? ho lany fotoana ve de hijanona am zao....






Merci bcp... tsy mifoka sigara ka.. fa tsy maits misy ordonnance kay mou vao afaka manao anzany reetr zan e?
5. katitanikely ( 28/03/2015 16:45)

booboo:

Raha marary fo sy aty ary vavony izany, dia izay dokotera nitily anao t@ ireo aretina ireo ihany no tsara hatoninao. Na ndana tondé mankany @ urgence miaraka @ zay ttsy bobaka beee hatrizay nomen'ny cardio-nao anao ka hoe marary fo ianao. Zay no siora sy azo antoka indrindra... Raha toa moa ka nanao dokotera-tena no nahafahanao nahafantatra fa marary fo sy aty sy vavony ianao, dia mba dokotera spéc. @ zay hatonina.




Merci fa tena dokotera tokoa.. eza kqy n mis specialiste azafady sao afaka manoro ahy rahq mba sitrakao..
6. 5laody ( 28/03/2015 17:15)
sao tokony hijery pneumologue?




7. Fiffi ( 30/03/2015 07:49)
...electrocardiogramme no hitako voalohany tokony hatao....

raha toa moa ka norm lé valiny dia miroso am pneumologue ou autre....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1837