Angatra sa in? d in no tokony atao?

1. Bobl ( 25/03/2015 08:08)
bjr dhl
za rzareo mivoka nana kel fon ny malelaako d ts aiko we zan ve le we "angatra" sa tsia?
fef nanatona dokotera d nomeny Ciprofloxacine nandritrany 7 andro fa tapitra izao ny 7 andro
ts mbol nisy fihovana foana fa mbol mis nana kel mande fon d ts aiko we in no atao sao mb misy
manana soso-kvtr?
2. Bobl ( 25/03/2015 08:19)
mariako alo fa ts mis marary na fanaintainana mints ny ziziako fa io nana mande io ftsn no maha lasa saina ana we in marina le tena aretina d in no tokony ho ataoko. merci e!
3. shala ( 25/03/2015 08:33)

Bobl:

mariako alo fa ts mis marary na fanaintainana mints ny ziziako fa io nana mande io ftsn no maha lasa saina ana we in marina le tena aretina d in no tokony ho ataoko. merci e!

salut! tsotra be zany,mandehana miverina any amin'ilay dokotera dia lazao azy fa mbola tsisy fiovana.izy mantsy no efa nanomboka nitsabo anao.
4. Fiffi ( 25/03/2015 09:05)
....mila manao analyse enao ...

IST ? VIH ?

Infection sexuellement transmissible , Les IST (infections sexuellement transmissibles) sont des infections transmises lors de relations sexuelles non protégées

aza mijanona am zao....miverina mijery lé DR dé manao analyse approfondie sao de lasa grave eo....

raha ny fahazahoaka anazy dé tena voan'ny IST enao....let's to go aingana manao analyse ! plus miandry eo enao , plus ça va s'aggraver !
5. Bobl ( 25/03/2015 09:12)
ok fa azo sitranina tsar v nefa le aretina?
6. hery ( 25/03/2015 11:30)
Aleo miverina malaky any amin'ny dokotera.

Dia raha tsy mandaitra ny fanafody hohanina dia fanafody tsindrona mihitsy angatahina e.
7. Bobl ( 25/03/2015 12:28)
avy any amle dokotera mints a; zao mamaly anao zao fa ten mitsindrona za. d am zoma any a vao anao anle tsindrona fa sur v fa mlam io ref tratrany zay tsindrona zay????
8. shala ( 25/03/2015 12:40)
tena mba rapide ko lo enao zany e!avy tany@radoko sahady.
Ary angaha enao tsy manontany tsara an le docteur no otran miaia be zany?tokony mba misy fanazavana kely nomeny iany.

Mila miandry ny vokan ilay tsindrona indray aloha ianao zany na met na tsy!!!
9. Bobl ( 26/03/2015 08:26)
ie rapid mints fa mafy zan mb te ho sitran! ts d manontany za fa avelako izy anao ny asany tsara alo
fa mino a we mahay iz!fa mbol mis ts afakin'ny tsindrona ko nga ren?
10. ombelline ( 26/03/2015 12:50)

Bobl:

ie rapid mints fa mafy zan mb te ho sitran! ts d manontany za fa avelako izy anao ny asany tsara alo
fa mino a we mahay iz!fa mbol mis ts afakin'ny tsindrona ko nga ren?


Mety voatery ho tapahina io raha toa ka tsy mandaitr any tsindrona an :-P
11. Bobl ( 27/03/2015 07:17)
ef nitsindrona za rzareo omaly hariva d ny maraina mbol nis foana le nana a!met we mbol ts miasa v le tsindrona sa aon rzareo????
12. Fiffi ( 27/03/2015 09:46)

Bobl:

ef nitsindrona za rzareo omaly hariva d ny maraina mbol nis foana le nana a!met we mbol ts miasa v le tsindrona sa aon rzareo????


oujyyy ! fa nga kosa vo vita ny tsindrona de sitrana eo no eo io ?

laisse la piqûre faire son effet kosa eh ! sady tsy we tsindrona 1 nié io de we ampy eh !

c'est un traitement au moins 5-6 piqûres , une semaine.... voir même plus... fa aiza kosa de we 1 dé sitrana ?

ny zavatra tokony ataonao dé : je pense we tokony manao analyse ianao ....ao am io analyse io nié no mivoaka daholo ny marina eh !

ensuite suivant le résultat ny analyse dé approfondir le traitement !

tokony hanontanianao koh lé olona nanao rapport tam-nao ahafantarana we voa koh ve izy dé namindra tam-nao ?

....raha zah no eo am toeranao dé atao ny analyse ahafantarana marina we inona lé mahazo anao fa so dé tsy compatible am lé piqûre akory ny mahazo anao ?

quoi qu'il en soit : aza mijanona fotsiny am-zao fa ataovy ny analyse...




13. hery ( 27/03/2015 09:48)
ie tokony ilazana mihitsy koa ilay olona niaraka taminao fa misy aretina koa izy izany. Amin'izay izy mba mitsabo tena koa. Sa efa dila? :-)

Dia ajanony mihitsy aloha ny fanaovana mandritra ny elaela.

Ary mba mitandrema moa e :-)
14. Bobl ( 30/03/2015 05:52)

msaotra btsk dhl rzareo am toro-hvtr sns ... fa tiko anontanina kel ftsn we lafob nga le manao analyse?
15. Fiffi ( 30/03/2015 07:47)

Bobl:


msaotra btsk dhl rzareo am toro-hvtr sns ... fa tiko anontanina kel ftsn we lafob nga le manao analyse?


....la santé n'a pas de prix...

tsy aleo ve lany vola mba ho sitrana soamantsara toy izay mijanona am zao ?

...zany misy nana mivoaka zany ve de mbola hiharetana fotsiny am zao ?

raha sitrana soamantsara ianao satria vita ny analyse dé fantatra soamantsara we innn lé nahazo anao satria lany vola nanao an'io analyse io , inn no tsara am nao...lany vola dia ho sitrana soamantsara ve sa hijanona am zao dé rehefa lasa grave io....tsy misy dikany akory zay vola lany nanaovana analyse toy izay handany vola ohatrinona hanasitrana an'io dien'mbola à temps ?

à toi de voir....

"le regret n'est jamais avant mais toujours après pour te faire regretter "
16. jaspyfanoela ( 05/12/2019 04:52)
Manao ahoana daholo oh!!
Mba saika hanontany an'i #Bobl hoe afaka soa ama-tsara ve ilay nahazo anao?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1979