Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i katitanikely, milahatra araka ny daty
katitanikely ( 28/03/2015 04:31)
Tsy mety mahafoka rivotra tsara fa sempotra hafahafa be foana surtout rehefa le av matory..
Miarahaba. Ny tena marna mitady dokotera mahay za fa tsy dia atokisako intsony ny sasany... Lany vola lany fotoana kanefa tsy mahomby.. Mbola tsy nanantona doktera aho tamn ito fa otran misy zavatra ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 30/03/2015 07:49
katitanikely ( 28/03/2015 04:13)
MISY mibontsina ny ao ambany helika gauche
[b]bold text[/b]Manaona daol. Za ry reto matahotra sao sanatria zavatra hafahafa le amban'ny helikako. leiz otrany oe mis lohany kl otran manana sensation oe maratra kel eo am lohany. Fa mafimaf afaaf... tohiny
novalian'i Ratoa ny 15/11/2015 23:41
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0546