bold textManaona daol. Za ry reto matahotra sao sanatria zavatra hafahafa le amban'ny helikako.
leiz otrany oe mis lohany kl otran manana sensation oe maratra kel eo am lohany. Fa mafimaf afaafa zan ao anatiny leiz.. 3jours zay. Sao mba misy mahalala. Misaotra mialoha. Vehivavy ny tenako