Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
oniniaina15
(
27/04/2015 11:00)
mila hevitra
aona kay no fanamboarana paty jaune fa vita gasy le amidy @ kilao reny efa tafavoaka le izy fa eo @ le fandrahoana azy no tena olana satria tsy maintsy andrahoian kely le iz nefa raha vao saromana dia...
tohiny
metso
(
27/04/2015 08:14)
Distributeur Carte prépayée/AirtelMoney/MVola/OrangMoney
Ts mbola tao anatin'ny sehatry ny hasa fa mba te haka torohevitra sy fanazavana an'ireo ao anatin'io sehata io na zay mba mahafantatra. ...
tohiny
novalian'i HARENAKO ny 17/08/2015 08:30
metso
(
27/04/2015 08:06)
Distributeur Carte prépayée/AirtelMoney/Mvola/OrangeMoney
Mbola ts tanatin'sehatry ny asa mitsy fa mba te hanangana ka mba mila n toroevitra sy avis-n'ireo efa manao an'io sehatraio na mahafatatra. ...
tohiny
metso
(
27/04/2015 08:05)
Distributeur Carte prépayée/AirtelMoney/Mvola/OrangeMoney
Mbola ts tanatin'sehatry ny asa mitsy fa mba te hanangana ka mba mila n toroevitra sy avis-n'ireo efa manao an'io sehatraio na mahafatatra. ...
tohiny
sakaiz
(
27/04/2015 07:53)
labiera
Miarahaba antsika rehetra!
Mba ahoana ry zareo ny fanamboarana ity labiera ity a?mba atoroy ze mahay e. manangatanana ze iteny...
misaotra e!...
tohiny
novalian'i sakaiz ny 07/05/2015 12:24
endriny
(
26/04/2015 03:56)
e-trafic hono e
Dia mba te hanaraka ny zavamisy any an-dafy marina angamba ny olona ka. Dia ampihesonina amin'ny hoe technologie... Marina fa mpanakarem-be daholo ny mpampiasa fiara ary manana phone tactile daholo. S...
tohiny
novalian'i tovorandria ny 26/04/2015 16:06
endriny
(
25/04/2015 04:42)
Efa tsy hita intsony izay iantsoana kil, dia andeha hanangana Universite Internationale ny Katolika
O rey olona e.
Dia ianao aty Madagasikara no andeha hanangana Universite ho eken'ny any an-dafy hono (miaraka amin'ny Banky BNI). Dia mampanontany tena ny famitahana atao ny zana-bahoaka. Sa hoe fand...
tohiny
novalian'i endriny ny 14/05/2015 04:05
tovorandria
(
24/04/2015 19:30)
Fako eran´ny tanàna
Tena mampalahelo mintsy ny ny mahazo ny vahoaka malagasy ankehitriny, miaina ao anaty fako ary tototry ny fako ny tanàna nefa tsy misy te ho tompon´andraikitra ireo panao politika isany na dia iray ...
tohiny
novalian'i tovorandria ny 26/04/2015 16:01
shala
(
24/04/2015 05:44)
citron
Miarahaba ny namana rehetra!
Inona kay ry zareo no effet any fisotroana renom-boasarimakirana maina azafad?
Zany hoe apangotraana n rano dia asina tetika citron ef le maina amidy any an tsena reny?
M...
tohiny
novalian'i endriny ny 25/04/2015 06:44
rhaj0
(
23/04/2015 13:01)
Islamisma ao Dago
Nisarika ny masoko ny tao @ [url=http://www.lagazette-dgi.com/index.php?option=com_content&view=article&id=45877:sentinelle-attention-aux-derives-religieuses&catid=41:politique&Itemid=108]LGDI[/url] a...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 15/05/2015 15:57
sitlo
(
22/04/2015 02:10)
Fa mba ataon'ny olona inona aza ity mangalatra taolam-paty ity?
Mety hanamboarana fiangonana natokana ho an'ny olomasina ve?
[center][img]http://forum.serasera.org/media/images/m/5d44cc50c1cda4e6c73dcd6a06097cba.jpg[/img][/center]
[center]Tsara kosa an![/center]...
tohiny
novalian'i gasy1zay ny 14/05/2015 16:52
ambohijanaka
(
20/04/2015 16:18)
Zavatra mila fantatra rehefa eto Dago eto sy toetran'olona sasany
Tsy sanatria re tompoko hoe tsy tian'i Madagasikara fa ny tena marina, tsy tian'ny rafitra misy eto!!
*. Mafy ny asa ary tena stressant nefa kely ny karama (Enao ve raha
miasa hitanao normal hoe olo...
tohiny
novalian'i hery ny 20/04/2015 20:02
ambohijanaka
(
20/04/2015 10:26)
Ny zava misy any Dago
Tsy sanatria re tompoko hoe tsy tian'i Madagasikara fa ny tena marina, tsy tian'ny rafitra misy eto!!
A. Mafy ny asa ary tena stressant nefa kely ny karama (Enao ve raha
miasa hitanao normal hoe olona...
tohiny
novalian'i endriny ny 23/06/2015 05:18
ambohijanaka
(
20/04/2015 10:25)
Ny zava misy any Dago
Tsy sanatria re tompoko hoe tsy tian'i Madagasikara fa ny tena marina, tsy tian'ny rafitra misy eto!!
A. Mafy ny asa ary tena stressant nefa kely ny karama (Enao ve raha
miasa hitanao normal hoe olona...
tohiny
ambohijanaka
(
20/04/2015 10:24)
Ny zava misy any Dago
Tsy sanatria re tompoko hoe tsy tian'i Madagasikara fa ny tena marina, tsy tian'ny rafitra misy eto!!
A. Mafy ny asa ary tena stressant nefa kely ny karama (Enao ve raha
miasa hitanao normal hoe olona...
tohiny
novalian'i suzy02 ny 06/08/2025 07:38
ambohijanaka
(
20/04/2015 10:24)
Ny zava misy any Dago
Tsy sanatria re tompoko hoe tsy tian'i Madagasikara fa ny tena marina, tsy tian'ny rafitra misy eto!!
A. Mafy ny asa ary tena stressant nefa kely ny karama (Enao ve raha
miasa hitanao normal hoe olona...
tohiny
Tibao
(
19/04/2015 18:24)
Inona ny mpisaraka arivo amin'ny teny malagasy?
Azo ekena amin'ny lahatsoratra amin'ny teny malagasy ve ny fanoratana hoe:
Ar123.456.789,000 fa tsy 123 456 789,000Ar
...
tohiny
novalian'i Tibao ny 22/04/2015 13:55
sitlo
(
19/04/2015 08:46)
Bibilava mian-kazo.
Taminay mbola kely dia nisy bibilava be izay nianjery avy eny ambony kininina. Maty ilay izy avy eo, fa mbola nipetraka tato an-tsaiko foana hoe mba ahoana re ny niakaran'in an'iny hazo be iny. Namaly...
tohiny
KERIKA
(
18/04/2015 04:32)
ZON'NY MPIASA
Misy ireo "ONG" mahazo famatsi-mbola avy ivelany ireny miasa eto @tsika , mahazo ny zony ve ny piasa raha rava ireny? ...
tohiny
hjravs
(
18/04/2015 04:26)
[url=http://forum.serasera.org/media/images/o/0947...
[url=http://forum.serasera.org/media/images/o/0947d0f5db78ed383f5c8990329551a5.JPG][img]http://forum.serasera.org/media/images/m/0947d0f5db78ed383f5c8990329551a5.JPG[/img][/url]...
tohiny
