e-trafic hono e

1. endriny ( 26/04/2015 03:56)
Dia mba te hanaraka ny zavamisy any an-dafy marina angamba ny olona ka. Dia ampihesonina amin'ny hoe technologie... Marina fa mpanakarem-be daholo ny mpampiasa fiara ary manana phone tactile daholo. Saingy raha eo Ambodivona ianao no tratry ny embotaka dia hanidina ho aiza sa hifindra ho aiza.

Raha eo Ankorondrano ianao no maharay hafatra fa mitohana ny ao Analakely kanefa ianao ho eo amin'ny SICAM dia andeha ho aiza?

Vahaolana peta-toko fotsiny amiko ny e-traffic entina andrebirebena ny olona, fa ny fanamboarana ny lalana tsy misy atao akory
2. tovorandria ( 26/04/2015 16:06)
ny anĀ“ireo tompoko dia izany foana ho ataotsika ny zao sy zao e, nefa vita vava fotsiny le izy fa tsy arahinĀ“aza zany, ny vola tokony anamboaran- dalana angalariny ho azy fotsiny.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3483