Bibilava mian-kazo.

1. sitlo ( 19/04/2015 08:46)
Taminay mbola kely dia nisy bibilava be izay nianjery avy eny ambony kininina. Maty ilay izy avy eo, fa mbola nipetraka tato an-tsaiko foana hoe mba ahoana re ny niakaran'in an'iny hazo be iny. Namaly ny fanontaniako internet ny farany.

http://www.liveleak.com/view?i=4d7_1429331085
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.195