Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
bazylou
(
05/05/2015 18:25)
ekena fa
resaka bizna fotsiny ny politika eto an tanana eto. fa na dia izany aza dia hita mazava tsara hoe iza no miarak aamin'iza dia iza no te hambotry an iza. i rajao sy le8 izao efa miaraka dia i deba koa ...
tohiny
bazylou
(
05/05/2015 18:16)
novahan'i rajao daholo hoe
ny fatoran'dravalomanana..... izay no nolazainy teny ivato....
dia aleo hohita eo fa nampiditra amboadia ao am bala i rajao kooo.
beeuurrk...
tohiny
novalian'i ravatorano ny 08/05/2015 06:34
bazylou
(
05/05/2015 17:59)
vita ny baolina oaaaaa
i colas, bouygues ary ADP ( aeroport de paris) no nahazo ny orinasa Adema sy ny aeroportn'ny ivato ary nosy be..........
Veloma ry saidomara fa vita ny tantara.......
beuurrk...
tohiny
gasyjean
(
05/05/2015 17:58)
Misokatra ny siteweb ny Ambassade malagasy ao Paris?
Ie tsy lainga izany ,fa tena nisokatra marina ihany ilay [url=http://http://www.ambassade-madagascar.com/]Ambassade malagasy[/url] ao Paris.De ho andramana amin'izay aloha zany zao raha mandeha ny a...
tohiny
novalian'i bazylou ny 16/05/2015 18:46
vony501
(
05/05/2015 12:54)
Fitiavan-tanindrazana
Mety azo itarafana na handrefesana ny fitiavan-tanindrazana ananantsika ve ity?
http://cnpmadagascar.org/index.php?option=com_content&view=article&id=165&Itemid=74...
tohiny
novalian'i vony501 ny 05/05/2015 12:58
peta83
(
05/05/2015 12:19)
Nanome cadeau an'olona nefa aveo hitanao any @ olon-kafa
Aona mo ny fandraisanareo an'izany, misy olona akaiky (fianakaviana)anay mivady hitanay fa tena tsy nanana téléphone mihitsy izy, entin'alahelovana enao sady olona akaiky anao dia nividy téléphone...
tohiny
novalian'i tiris8786 ny 28/08/2015 15:45
biobio
(
05/05/2015 07:49)
rafozana mianga-janaka
Miarahaba antsika!
resaka rafozana sy vinato ity !
ny rafozako dia ra resumé aloha dia ilay mianga janaka, ary zafikely ihany koa !!! torohevitra no mba angatahako ra nareo no @place ako
5taona nia...
tohiny
novalian'i jock ny 11/03/2016 15:54
krik
(
04/05/2015 18:28)
fitaterana
Miarahaba anareo. Mpanao fitaterana no asako. Tena lasa ny saiko hoe, tsy misy vahaolana mihintsy ny mba hampiharana ny lalana mifehy ny fitaterana eto amintsika. Toa manjaka tenterait ny tsy fanajana...
tohiny
novalian'i razafyaina2o15 ny 25/04/2016 11:26
bazylou
(
04/05/2015 17:30)
tsy namely ny fampihavanana teny ivato
satria lasa vavany fotsiny ry deba , le8 ary ry rajao. Fandravana fanjakana no teny fa tsy fampihavanana ary fizitin'i deba sy le8 no tao.
Aiza ry baina no misy hoe hihavana nefa mandoa 200 000ar isan...
tohiny
novalian'i bazylou ny 06/05/2015 18:00
rabaradaka
(
04/05/2015 11:18)
Fa maninona no fenoina miaramila ny ministera ?
Feno miaramila any anaty ministères ary mitazona rôle de hauts fonctionnaires de l'Etat : Directeur (DAF, DSI, ...), DG . Fa maninona no fenoina miaramila ny ministera ? Fa maninona ?...
tohiny
rabaradaka
(
04/05/2015 11:13)
Esory ny jiolahin'olona ao amin'ny Minist-re de l'aménagement du territoire
Tsy maintsy miala i Rivo Rakotovao sy Madame Bébé fa dia izy mianakavy izay sady kentrina no tsy mahay raha no ao
...
tohiny
rabaradaka
(
04/05/2015 10:52)
Efa voalazako mialoha ny zavatra mety hitranga tao amin'ny reconciliation nationale
Efa nolazaiko teto daholo ny zavatra mety hiseho mikasika ny reconciliation nationale, hitanareo ireny 3 na 4 volana lasa izany. Tsy hoe mpaminany i rabaradaka ka nahita mialoha, inona moa izay rabara...
tohiny
Bobl
(
04/05/2015 08:44)
Mitady mpihira vehivavy
Mitady vehivavy handrafitra groupe hanao animation eto Tanà
critères:
- Mahay mihira tsara @ teny malagasy, frantsay, anglisy, ...
- Mahafehy ny gadona rehetra
- Disponible
- 18 taona no mihoatra...
tohiny
novalian'i hery ny 02/07/2015 13:21
tamraz
(
04/05/2015 05:49)
Jaky - Miara-mitempo
Misy mahita rohy an'io hira io ve ?
Nisy hitako ito http://radiovazogasy.com/radio/hira/asehoy/6618 fa "extrait" fotsiny ilay izy.
Misaotra
...
tohiny
novalian'i tamraz ny 23/05/2016 10:48
rhaj0
(
30/04/2015 20:42)
sekta
Niresaka sekta i LGDI androany.. ary dia tena mamely mihintsy izany ilay Finoana/Fivavahana eee... Izany no tena hoe banga mihomehy alina ka manararaotra ny fahalemen'ny olona (fahalemem-panahy sy fra...
tohiny
novalian'i Hajarilala7 ny 22/07/2015 06:36
laurie
(
30/04/2015 17:48)
Fa maninona i Edgard no nahavita nanala fako anefa samy PDS ihany izy roa??
Sa ilay volonté mihitsy no tsy ao ry NY Hasina? Mahagaga fa ny teo aloha izay voatendry ihany koa nahavita nikaroka vahaolana nanalana fako niavosa. Nanamboarana lalana sy ni-gère na an'izao olana r...
tohiny
novalian'i tovorandria ny 01/05/2015 16:01
rhaj0
(
30/04/2015 12:53)
creationisma maoderina
nisy fantsin'i Strong3 tatsy hoe, ka izaho azany ve hono ka tsy noforonin'i Atra (-n'ny Kristiana).. Noforonina ahoana azany aho ity k'le...
Tena tarabe mihintsy anie izany "finoanao" izany ry Stron...
tohiny
novalian'i endriny ny 29/05/2015 14:57
endriny
(
30/04/2015 05:40)
Ny katolika sy ny mpivarotra zavamahadomelina kay iray ihany
Dia gaga ianao fa ny katolika kay no miaro ireto mpivarotra zava-mahadomelina ireto. Miala tsiny RaHery a.
Rehefa novoin'ny Indaonezianina ireto mpivarotra sy mpanondrana zava-mahadomelina dia migogo...
tohiny
novalian'i endriny ny 25/05/2015 04:59
mbolatianany
(
29/04/2015 04:47)
Fangatahana hevitra
Faly miarahaba antsika rehetra,
Mba mangataka torohevitra aho. Manana olon-tiana monina any Suède aho. Efa volana maromaro izay no nifankahalalanay, ny namako izay manambady Allemand no nahalalany ah...
tohiny
novalian'i bandyhendry ny 11/11/2015 14:57
Mi-tiana
(
28/04/2015 19:12)
Isara-bady aho
Miarahaba daholo,
Vaovao eto amin'ity forum ity aho, nahita ny toro-hevitra maro izay nomenareo teto aho ka voasarika ny mba izara ny olana mianjady amiko sao lahy mba misy mety amiko ny toro-hevitr...
tohiny
novalian'i mpilaza444 ny 22/08/2016 02:56
