Fangatahana hevitra

1. mbolatianany ( 29/04/2015 04:47)
Faly miarahaba antsika rehetra,
Mba mangataka torohevitra aho. Manana olon-tiana monina any Suède aho. Efa volana maromaro izay no nifankahalalanay, ny namako izay manambady Allemand no nahalalany ahy saingy tsy mbola nifankahita mivantana izahay fa t@ alalany serasera no nifandraisanay hatr@ izao. Maniry mafy ny hifankahita tava izahay. Tsy misy olana @ny ny manafatra ahy sy manao ny antotataratasy rehetra momba izany. Izaho anefa manahy satria mbola tsy nifankahita mihitsy izahay ka sao dia tsy hanome visa ahy ny embassade de Suisse, ao no atao ny fangatahana raha voyage latsaky ny 3mois no ho atao. Manana andraikitra be dia b izy @ asany ka tsy afaka ny hamonjy ahy aty Madagascar alohan'ny Octobre. Ny ao anatin'ny taratasy fenohina anefa manontany mazava tsara oe impiry no nihaona ary oviana. Tsy fantantro ny tokony hambara @ izay ary inona ny motif tokony ho lazainy sy lazaiko mba handresehana lahatra ny embassade hanome visa court sejour ahy. Misaotra betsaka antsika rehetra mamaky ary mantantena sosokevitra!!!
2. Philemon ( 30/04/2015 08:31)

mbolatianany:

Salut,
F'angaha tsy ao @ Consulat Général de Suède eo Antsahavola io no manao fangatahana visa court et long séjour e?
Za koa manko mba tena fanina mintsy @ ty mangataka visa any Suède ty.
Misy vazaha namako any ary te hanampy ahy izy @ fanokafana lalambarotra any, tsy mahalala zay ambony tany momba ny fangatahana visa long séjour anefa izy...ary rehefa nanontany tetsy sy teroa za dia toa ry zareo any Daressalam no manapakevitra?
Ka de gaga ndray aho oe raha moins de 3 mois de ao @ Ambassade Suisse no manao fangatahana?
Dia inona ihany zany no ataony io Consulat Géneral io raha sady tsy manao visa court séjour no sady tsy manao long séjour ???
3. mbolatianany ( 30/04/2015 14:35)
Bonjour,
Tsy ny consulat de Suède intsony no miandraikitra ny visa court séjour raha ho any Suède fa ny embassade de Suisse, misy pays maromaro mitambatra @ny ao, fa ny long séjour ihany no ao @ consulat de Suède.
4. bandyhendry ( 11/11/2015 14:57)

mbolatianany:

Faly miarahaba antsika rehetra,
Mba mangataka torohevitra aho. Manana olon-tiana monina any Suède aho. Efa volana maromaro izay no nifankahalalanay, ny namako izay manambady Allemand no nahalalany ahy saingy tsy mbola nifankahita mivantana izahay fa t@ alalany serasera no nifandraisanay hatr@ izao. Maniry mafy ny hifankahita tava izahay. Tsy misy olana @ny ny manafatra ahy sy manao ny antotataratasy rehetra momba izany. Izaho anefa manahy satria mbola tsy nifankahita mihitsy izahay ka sao dia tsy hanome visa ahy ny embassade de Suisse, ao no atao ny fangatahana raha voyage latsaky ny 3mois no ho atao. Manana andraikitra be dia b izy @ asany ka tsy afaka ny hamonjy ahy aty Madagascar alohan'ny Octobre. Ny ao anatin'ny taratasy fenohina anefa manontany mazava tsara oe impiry no nihaona ary oviana. Tsy fantantro ny tokony hambara @ izay ary inona ny motif tokony ho lazainy sy lazaiko mba handresehana lahatra ny embassade hanome visa court sejour ahy. Misaotra betsaka antsika rehetra mamaky ary mantantena sosokevitra!!!
antsoy aho dia hovaliako ianao jeremie 33:3 rehefa anjaranao io vita foana, raha mila torohevitra misimisy ianao dia inty ny facebook malagasy tia tanindrazana matita . tonga dia miresaka mivantana isika na antsoy ny 033 41 508 06 Aina afaka manoro hevitra anao tsara aho
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.198