Efa voalazako mialoha ny zavatra mety hitranga tao amin'ny reconciliation nationale

1. rabaradaka ( 04/05/2015 10:52)
Efa nolazaiko teto daholo ny zavatra mety hiseho mikasika ny reconciliation nationale, hitanareo ireny 3 na 4 volana lasa izany. Tsy hoe mpaminany i rabaradaka ka nahita mialoha, inona moa izay rabaradaka aty ambanivolo sy mpiompy trondro e, fa "analyse politique" avo lenta ireny.
Ny hiverenako fotsiny dia izao : hanahirana an'i Hery Rajaonarimampianina ny toe-java-misy ankehitriny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2603