Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
rabaradaka
(
17/04/2015 13:10)
Hay tena jiolahim-boto sy sauvage be ity Patrick Raharimanana
Mba lhilahy lehibe ihany nefa tena "sauvage" kay ity Patrick Raharimanana ! Oulalala ! Raha nahita azy tamin'ny VIVA TV ny alakamisy alina omaly ianareo dia tena mibaribary fa tena faikan'olona sy jio...
tohiny
novalian'i rabaradaka ny 04/05/2015 11:06
Strong3
(
17/04/2015 10:28)
NY MALAGASY LATSAKAN'NY 20 TAONA tsy entin'ny RAD mivavaka dia tsy mahalala an'Atra itsony
Normaly be raha tsy misy zavatra fantan'ny tanora amin'izao intsony ny finoana an'Atra...
maika ny ahatafita ny zanany any andafy fotsiny ny RAD dia tsy tereny hivavaka ny zaza, hany ka manohitra tan...
tohiny
novalian'i Strong3 ny 29/05/2015 08:38
endriny
(
17/04/2015 08:44)
Maro ny fisolokiana amin'ity fampianarana ambony ity saingy nahoana no jeren'ny fanjakana fotsiny
Vao tsy ela dia hitantsika ilay teny Mahamasina, antokon'olona manao filazana amin'ny haino aman-jerim-panjakana fa afaka mandefa mpianatra any Etazonia hono...
Dia misy indray vao tsy ela ihany koa ...
tohiny
novalian'i TenWords ny 30/09/2015 10:32
saho
(
17/04/2015 07:01)
fomba fanazavana satria efa betsaka ny vilana saina etsy sy eroa
Misy manaparitaka etsy sy eroa fa hoe menatra izy satria Malagasy, satria hono tsy antoka ho avy ny firenena Malagasy indrindra fa ho an ireo tanora sns...fametrahako fanontaniana, ahoana ny ho avin i...
tohiny
novalian'i endriny ny 17/04/2015 08:48
andry 1000
(
16/04/2015 08:05)
facebook
ho antsika mpiserasera ao anaty facebook. mety ve raha samy manana ny compter ny mpivady sa tokony ho fantatry ny lahy na ny vavy ny compter ny tsirairay avy ??? Inona no lafy ratsiny de inona no lafy...
tohiny
novalian'i mpisotrtoaka ny 17/06/2015 12:25
rabaradaka
(
16/04/2015 07:32)
Hiditra an-tsehatra handrava ny gouvernement ny frantsay raha ny vaovao farany
Incompétents et amateurs, izay no azo hilazana ny membres du gouvernement ankehitriny. Efa hita soritra ny fahasosoran'ny frantsay mikasika izany ka ho hita eo izay ho tohiny...
tohiny
novalian'i syxa ny 21/05/2015 15:40
rabaradaka
(
16/04/2015 07:30)
Tsy antenaina ny PND raha ny vaovao avy amin'ny Mpamatsy vola
Fa nankaiza ireo manam-pahaizana malagasy eo amin'ny sehatra ara-toekarena, sy hay raha maro no toa ireo mpanao politika no mandrafitra ny PND ?? Dia mihevitra ve ny Filoha fa hain'ireo Chef de Régio...
tohiny
rabaradaka
(
16/04/2015 07:28)
Ny CEDS no mampilentikany firenena
Feno miaramila any anaty ministera any ary tale jeneraly sy tale daholo. Fa maninona no tsy omena hasina ny teknisiana fa izay miaramila nahavita CEDS rehetra izao dia omena toerana. Tsy nisy CEDS iza...
tohiny
rabaradaka
(
16/04/2015 07:13)
Henatra ho an'ny Filoha Hery ny vadiny
Efa samy nananatra an'i Hery Rajaonarimampianina na i Monsenera Odon Marie Arsène Razanakolona na ny Mpitandrina Rasendrahasina Lala mikasika ny toetra ratsin'i Voahangy Rajaonarimampianina izay midi...
tohiny
novalian'i bazylou ny 04/05/2015 17:38
saho
(
15/04/2015 17:40)
Fomba fambolena natiora taloha, tsara avaozina sy atao be dia be amin ny tanimboly eraky i Gasikara
Fomba fambolena hampidirin i HVM Tozzi Green na karazana irony OGM, efa lany andro ireo fomba ireo amin ny firenena mandroso na firenena matanjaka satria mampiasa zezika simika maro isankarazany misy ...
tohiny
novalian'i TenWords ny 30/09/2015 11:15
rhaj0
(
15/04/2015 10:36)
Faminaniana
Ka @ resaka Finoana, @ ankapobeny, dia misy ilay hoe "faminaniana", na hoe iilay mahafantatra talohan'ny fotoanany. Tena manitika ny saina (imagination) ilay izy. Raha izaho aloha, dia ny fahitako an'...
tohiny
novalian'i endriny ny 08/05/2015 11:57
ismaelravoniaritiana1
(
15/04/2015 09:50)
Fangatahana tononkira
mangataka ny tononle TSIORY tobia sy johanna...
tohiny
novalian'i hery ny 15/04/2015 11:06
Rafieritreretana
(
14/04/2015 17:32)
Saino kely ange...: "Tena vahoakan'Andriamanitra marina ve ny zanak'Isiraely?"
Lasa hoaho ny saiko raha nandinika teny vitsivitsy nataon'ny mpaminany tamin'ny zanak'Isiraely, eny fa ny Mesia koa aza.
Noheveriko mantsy fa tena vahoakan'Andriamanitra marina tokoa ny zanak'iIsirael...
tohiny
novalian'i stahtam ny 21/03/2017 08:18
bazylou
(
14/04/2015 10:39)
kotofetsy sy mahaka
efa raikitra izaony afindrafindrao an'drajao sy le8- mody avotsotra kely le8 dia ampidirina amponja indray- hehehhehehe.
Mody nalefa kely tany ambositra sy tany Antsirabe, dia raha vao niteny tonga d...
tohiny
miandrandraFiovana
(
13/04/2015 12:18)
Mijaly sady tratran'ny mauvaise haleine chronique no misy fofona ratsy manaraka ny vatana [Triméthylaminurie]
Miarahaba anareo rehetra,
Izay aho vao nandray anjara t@ forum malagasy .
Izaho dia nijaly efa 10 taona zao. Nanomboka 10 taona aho no tratran'ny mauvaise haleine tsy voazava ary 20 taona aho zao. ...
tohiny
novalian'i fahorihambe ny 16/11/2015 12:55
saho
(
11/04/2015 12:10)
Fepetra ilaina momba ny toekarena vanona sy mahomby eo firenena te hivoatra sy hiaina izany
Ilaina ny saina mazava miaraka ny mpitantana izay miseho endrika loko maro be, mavo fotsy mena maintso sns...Ny faniriana dia ny lanin ny be sy ny maro ary hitovizana ny tanjona. ohatra fomba rehetra ...
tohiny
novalian'i TenWords ny 30/09/2015 11:26
rhaj0
(
10/04/2015 13:12)
Ka manara-baovao daholo ve k'lou nareo ee..
http://www.cnn.com/2015/04/09/living/jesus-tomb-talpiot-evidence/index.html
Updated 7:57 PM ET, Thu April 9, 2015
[i]The ossuaries in this tomb, remarkably, seemed to bear familiar names: "Yeshua bar ...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 24/04/2015 13:14
jakoba
(
09/04/2015 07:04)
Solfa klasika
Miarahaba,
Mitady solfa klasika aho ho an'ny chorale anay izay mba manana azafady.
Ilay "Ingao ny hira vaovao" no tena ilaiko fa tsy mety mahita mihitsy mihitsy aho.
Misaotra indrindra,
Jakoba...
tohiny
novalian'i dinaraj ny 19/05/2015 07:40
endriny
(
09/04/2015 06:21)
Vavaka androany
Jesosy o, mba ataovy midanadana ho anay ny lanitra fa i Mdagasikara Tanindrazanay efa lafo ambongadiny ka tsy misy ho anay intsony... Amen...(mahazo mitraka amin'izay ve?...
tohiny
novalian'i endriny ny 21/04/2015 16:32
bazylou
(
09/04/2015 05:09)
tena lasa izao mlarina leaza aaa
- afaka manafatra fiara kodia daholo ny malagasy rehetra ary tsy mandoa hetra rehefa miditra eto madagasikara raha toa ka fiara miady amin'ny andiam balala.
Vao nivoaka anio io an, sady rajao no namoa...
tohiny
novalian'i andry 1000 ny 18/04/2015 03:59
