Fomba fambolena natiora taloha, tsara avaozina sy atao be dia be amin ny tanimboly eraky i Gasikara

1. saho ( 15/04/2015 17:40)
Fomba fambolena hampidirin i HVM Tozzi Green na karazana irony OGM, efa lany andro ireo fomba ireo amin ny firenena mandroso na firenena matanjaka satria mampiasa zezika simika maro isankarazany misy itony atao hoe pesticide na koa zezika simika tsy manarapenitra araka ny zavamaniry natiora fa miova avokoa ny akora anaty vokatra na ny habehany na ny tsirony sns, tena araoraotin ny tompon ny fomba facile na fomba sitrany haihay ity HVM ity eo anatrehan ny tsy fahaizana manavaka sy tsy fahalalana renseignement momba io fambolena sady tsy fomba natiora (bio) na fomba fahaizana toa ny fomba fambolena tena Malagasy taloha. Isika taloha dia mihinana sakafo fomba fambolena natiora tsy nisy zezika mamparary sy mampiova voly na ny mampova ny akora anatiny, fa sady mahasalama izany no betsaka anti corps na mavitrika tsara ny Malagasy taloha, ataovy ny fanadiadiana olona Malagasy teraka taona taloha ka hatramin ny taona 1976, salama sady mavitrika. Izany vokatra tsara taloha nisy izany no tokony hatsaraina sy atao b d b, atao feno ny tanimboly sns....atao fotsiny izay fahaizana mampitombo an izany amin ny endrika natiora fa tsy endrika be simika sns.....anjaranao ry tsy mahay izany fomba fiasan io Tozzi Green io (HVM) no maka renseignement na maka fanadiadiana izany fa tsy omena fomba fambolena lany andro sady mahatonga aretina homamiadana na cancer ....ny taranaka Malagasy aty aoriana, ho feno ny aretina mety tsy voatsabo, ho feno ny sakafo tsy matsiro sns.....Aleo quality taloha toy izay be quantity lasa mankarary
novalian'i TenWords ny 30/09/2015 11:15
2. hery ( 27/08/2015 18:43)
Mahagaga ahy mihitsy izany resaka Tozzi Green izany satria ny olona aty ivelany aza mitsiriritra ny ho bio. Ny bio dia lafo ka tokony hahavelona mihitsy.
Rehefa any aoriana any indray izany vao ho tonga saina.
3. TenWords ( 30/09/2015 11:15)
Ny illuminaty no manosika ny fitondrAna sy ireo saribakoliny hanaiky ny toy ireny, tsy matahotra ny vokatr'izay ateraky ny OGM et consorts ny tsara fiambenana fa ireo maro an'isa sy mpanara-drenirano ihany no roboka @zany E! ( nous sommes solidaires lorsque les autres acceptent d'Etre de notre cotE)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.276