Efa samy nananatra an'i Hery Rajaonarimampianina na i Monsenera Odon Marie Arsène Razanakolona na ny Mpitandrina Rasendrahasina Lala mikasika ny toetra ratsin'i Voahangy Rajaonarimampianina izay miditra lalina loatra amin'ny fitantanana ny firenena. Olon-dehibe i Hery ka anjarany sisa no misaina fa raha izao no miseho dia ho potraka ity Filoham-pirenena ity. Samia mandinika isika vahoaka fa i Voahangy sy Henri Rabary-Njaka ange no mitondra an'ity firenena ity izao e !
Ady tsy ady ny an'i Rivo Rakotovao sy Voahangy Rajaonarimampianina izao. Mitady zay fomba rehetra handetehana ani Rivo Mainty i Voahangy izao fa dia tena tsy lanin'ny vanoniny mihitsy.
Inona no fototry ny ady ? Vola sa vody ?
Ho hitanareo eto ny tohiny tsy ho ela.
tena marina mihitsy io rabaradaka- toa misy mifangaro ilay izy satria vola-vody no tena fotony.
Rajao etsy tsy mahateny sy tsy mahovoka na 1g aza......