kotofetsy sy mahaka

1. bazylou ( 14/04/2015 10:39)
efa raikitra izaony afindrafindrao an'drajao sy le8- mody avotsotra kely le8 dia ampidirina amponja indray- hehehhehehe.
Mody nalefa kely tany ambositra sy tany Antsirabe, dia raha vao niteny tonga dia noleran'ny emmoreg.

hehehheheh.

Hiala amin'ny fihavanam pirenena idray hoe le8 dia averina ny magro. looool

tena lany daty le8.

beuurrk
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7385