Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
rhaj0
(
24/03/2015 14:08)
Ho an'ny Atheist
Ireto misy lahatsoratra nosoratan'ny Atheists
- ity atolotr'ilay pastera advantista, nanandrana ny miaina TSY ao anatin'ny kristianisma, Ryan Bell
http://www.cnn.com/2015/01/08/opinion/bell-god-athei...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 30/03/2015 10:20
endriny
(
24/03/2015 12:47)
Mba misy fiangonana mahafoy ny rakitra indray alahady ve hanampiana ireo mosary any Atsimo
Mahonena zareo, fa misy fikambanana (ONG) roa lehibe tantanin'ny fikambanam-pinoana miasa any Androy, saingy tsy afaka manome hono ry zareo raha tsy mahazo ny vola natokana ho amin'ny vonjy taitra avy...
tohiny
novalian'i endriny ny 02/04/2015 14:53
rhaj0
(
23/03/2015 20:09)
Ny "Finoana" no nampivoatra an-raolb ho toa izao
Nisy resaka t@ radio aninaraina... dia hoe, ny "Finoana" no nahatonga an-draolb hivoatra (evolution) @ maha-izy azy izao.
Hoe, manana reflexe ny sain'olb ny "hino", na God io, na Razana io, na Lutin ...
tohiny
novalian'i endriny ny 27/03/2015 04:12
saho
(
22/03/2015 16:26)
Zavamaniry, zavaboary isankarazany, Faune et Flora
Dia ozy TV Plus omaly 21 marsa 2015, tsy atokisan ny malagasy ny fanafody nentimpaharazana, afarana foana ny fanafody vidiana lafo arakaraky ny change no mahalafo azy
Fa heverin ireo mpamoaka vaovao ...
tohiny
novalian'i vahiny2004 ny 23/03/2015 10:42
endriny
(
21/03/2015 05:10)
Tratry ny asaramanitra daholo e
Tratry ny taona zareo a. Dia mba hitondra ny soa sy ny tsara ho antsika anie ity taona vaovao ity...
tohiny
snes
(
20/03/2015 10:02)
Raoky - Ankilana
Salama! Je adore ça!
[youtube]http://www.youtube.com/watch?v=pk7-_Tz8vkc[/youtube]
rigoler!
snes...
tohiny
snes
(
20/03/2015 10:00)
Raoky - Ankilana
Salama!
Je adore ça!
[youtube]pk7-_Tz8vkc[/youtube]
rigoler!...
tohiny
sitlo
(
20/03/2015 06:09)
Androany ny taombaovao malagasy fa tsy rahampitso
Lohateny fotsiny io fa rahampitso ka.
Fa io tokony hoe taombaovao vazaha fa tsy an'ny gasy. Ary mety ny vazaha no nametraka an'io fa tsy ny gasy.
Satria izao: ny taombaovao dia azo zaraina hoe taona...
tohiny
novalian'i valiih ny 16/04/2015 13:19
endriny
(
20/03/2015 05:26)
Un malgache a la tete de HEC paris depuis 20ans
Dia gaga ianao... Fa mba taiza aza ilay mpanao gazety no nianatra... Fa maninona raha nolazaina hoe un francais d'origine Malgache... ...
tohiny
novalian'i ilafy ny 16/09/2017 09:36
endriny
(
18/03/2015 17:45)
Miaky aho e... mipoa-tsatroka Rajao a
Izao dia efa azonao ny Honorice Causa, na dia mbola tsy nisy Causes akory aza... aoka nama a...
tohiny
novalian'i ravatorano ny 28/03/2015 06:26
endriny
(
18/03/2015 17:28)
Nandalo teto Madagasikara Atra fahiny
Ara-tantara dia teo Ambohitrandriamanitra, akaikin'i Tsiafahy izy no nitoetra... ...
tohiny
novalian'i endriny ny 08/04/2015 07:45
rhaj0
(
18/03/2015 12:53)
SAFIDI-NAO ny Finoanao
Raha mbola eo am-pinonoana ny zaza, dia izay Finoan'ny r-a-d sy ny fiaraha-moniny ao no "ampinoana" azy ao. Rahefa mihalehibe kosany izy, rahefa vory saina iny, ka mahazo ny fahalalana sy fahalalahana...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 24/03/2015 13:03
fidinirina
(
18/03/2015 05:43)
La Bible subsistera toujours
[b]La Bible subsistera toujours [/b]
Par Rick Warren - [url=http://]www.topchretien.com/topmessages/view/12141/la-bible-subsistera-toujours.html[/url]
"Le ciel et la terre passeront, mais mes par...
tohiny
novalian'i endriny ny 28/03/2015 03:55
zatra
(
17/03/2015 18:07)
adimizana ahoana nomety aminy .ary ahoana ra miara...
adimizana ahoana nomety aminy .ary ahoana ra miaraka aminy alahamady de inonana no atao...
tohiny
novalian'i zatra ny 09/06/2015 15:42
endriny
(
17/03/2015 10:26)
Marina ve fa Jesosy tia ny olona rehetra afa tsy:
afa tsy ny Jiosy, ny Arabo, ny Azianina, ny mainty, ny mpanala zaza, ny kaominista, ny maormona, ny lesbianina ary ny mpivady samy lehilahy... dia ny zaza tsy vita batisa?...
tohiny
novalian'i Hajarilala7 ny 22/07/2015 06:41
saho
(
16/03/2015 15:30)
Tia tanindrazana mahay sy te hampandroso, voavono indray
Araho tsara ry zalahy ny fandehan ny raharaha toekarena any amintsika fa dia lasibatra indray ity lehilahy Malagasy atao hoe Andry Rakotovao
Izany foana no zavamiseho any Mada any, vonoina foana iza...
tohiny
rabaradaka
(
16/03/2015 11:13)
B Filoham-pirenena mihitsy no mamporisika amin'izao adalana ataon'ny Mpitondra izao
Mibaribary ankehitriny fa i Hery Rajaonarimampinina mihitsy no mamporisika an'i Rivo Rakotovao hanaonao foana i, io aferan'ny Directio générale du Trésor io, ny Domaines, ny Société d'Etat hakana...
tohiny
novalian'i rabaradaka ny 16/04/2015 07:34
Tefigasy
(
16/03/2015 06:33)
Iza no mivavaka ?
Iray volana lasa aho izay no nametraka ilay lohahevitra hoe "misy olona tsy mino ny fisian'Andriamanitra nefa dia tsy miala mihitsy amin'ny resaka fivavahana sy finoana"
Iray volana aty aoriana aho t...
tohiny
novalian'i endriny ny 27/03/2015 04:24
bazylou
(
14/03/2015 05:35)
vaovao faraparany
mitokona tsy hiasa ny domaine efa herinandro izao,
hiasa indray ny greffier amin'ny alatsinainy izao
ny inspektera de travay dia hitokona tsy hiasa amin'ny alatsinainy izao.
Mitombo hatrany ny ran...
tohiny
novalian'i endriny ny 14/03/2015 05:54
rhaj0
(
13/03/2015 12:50)
rakitr'i Flacourt... ny fahendren'ny razambe
[i]http://gallica.bnf.fr/ark:/12148/bpt6k1047463/f112.image
[b]Flacourt page 86[/b]: Pour ce qui regarde l'hospitalité, ils l'ont entre eux, s'entre-assistent de vivres les uns des autres, et ne deni...
tohiny
novalian'i Strong3 ny 17/03/2015 08:00
