vaovao faraparany

1. bazylou ( 14/03/2015 05:35)
mitokona tsy hiasa ny domaine efa herinandro izao,

hiasa indray ny greffier amin'ny alatsinainy izao

ny inspektera de travay dia hitokona tsy hiasa amin'ny alatsinainy izao.

Mitombo hatrany ny rano, ny tra boina

Nesorin' i rajao ny lehiben'ny tresor satria tsy mety hamoaka vola anaovan drajao fampielezan kevitra amin'ny fifidianana ben'ny tanana.

beurk
novalian'i endriny ny 14/03/2015 05:54
2. endriny ( 14/03/2015 05:54)
Izay ataony eo fa izy aloha no lehibe izao
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3123