B Filoham-pirenena mihitsy no mamporisika amin'izao adalana ataon'ny Mpitondra izao

1. rabaradaka ( 16/03/2015 11:13)
Mibaribary ankehitriny fa i Hery Rajaonarimampinina mihitsy no mamporisika an'i Rivo Rakotovao hanaonao foana i, io aferan'ny Directio générale du Trésor io, ny Domaines, ny Société d'Etat hakana vola io dia i Hery daholo no mamporsika.
Aza andrasana ny vahoaka no handrodana e ! Efa kely ange sisa e !
2. rhaj0 ( 16/03/2015 16:05)
Ka i Rajao anie efa mini-fin taloha, dia efa hita fa izay no fombany, k'inona azany no mahaganga anao eo ee... Efa izy no mpandoa-bary taloha, dia ampazahoany izay heveriny, izy tenany, ho mila ampazahoana.. ny paosiny @io tsy ferana...
3. hetkaluc ( 17/03/2015 17:23)
tsika ihany no nifidy an'io filoha io ko!
4. sitlo ( 18/03/2015 04:09)
Ianao ve efa nahita trano nirodana (narodana) dia tonga dia nitsangana? Ataoko fa ny slogan teny amin'ny 13 Mai ange ka "arodana aloha dia avy eo ho hita eo."
Dia izao ange ilay hita eo fa hoe lasa France na Japon tampoka e. Dia ilay mpitondra napetraka indray ve no lazaina fa tsy mahay satria tsy lasa France na Japon tampoka?
Dia ho avy indray ny 2018 dia manantena daholo indray fa lasa ho France na Japon tampoka. Dia tsy tonga dia avy eo indray "arodana aloha dia avy ho hita eo."
5. nirinanicolas ( 25/03/2015 07:56)
Est-ce que vous cherchez site pour Petites annonces gratuites à Madagascar? visiter [img">http://forum.serasera.org/media/images/m/52dda8e72d7bbde5deee3c4de9bd4c09.jpg[/img]]www.madapage.com. C'est gratuit...
6. rabaradaka ( 16/04/2015 07:34)
TSAPA ANKEHITRINY FA EFA MIFEZAKA I HERY
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.109