Miaky aho e... mipoa-tsatroka Rajao a

1. endriny ( 18/03/2015 17:45)
Izao dia efa azonao ny Honorice Causa, na dia mbola tsy nisy Causes akory aza... aoka nama a
2. Maningana ( 20/03/2015 05:26)
Tena mba hazavao tokoa zay mba mahalala ny fizotran ireny mari-boninahitra ireny e, FA IZA MOA NO MANAPA-KEVITRA @ FANOMEZANA IRENY dia iza no MANATANTERAKA ILAY IZY ??
Zah manokana aloha tsy dia mahatsapa hoe inona no antony nahatonga andRajao nahazo ilay izy...sa ilay FITOMBOAN' ISAN'ny MAHANTRA ETO Mcar hatramin izy nitondra izay???
endriny:

Izao dia efa azonao ny Honorice Causa, na dia mbola tsy nisy Causes akory aza... aoka nama a
3. nirinanicolas ( 25/03/2015 07:55)
Est-ce que vous cherchez site pour Petites annonces gratuites à Madagascar? visiter www.madapage.com. C'est gratuit...
4. ravatorano ( 28/03/2015 06:26)
hay ve rajao prezidà ty resahana eh neveriko fa Rajao malokila kle hihihihih !
Raha tsy diso za d malagasy no deban ilay HEC any Paris tompo-kevitra tamin'ny fanomezana io mariboninahitra io an !
Ravalo koa toa nahazo an'io fandehany io ! Tsy haharitra ela koa ve izany ity fitondrana ity kle hihihihi siperitission e hihihih
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1748