Maro ny fisolokiana amin'ity fampianarana ambony ity saingy nahoana no jeren'ny fanjakana fotsiny

1. endriny ( 17/04/2015 08:44)
Vao tsy ela dia hitantsika ilay teny Mahamasina, antokon'olona manao filazana amin'ny haino aman-jerim-panjakana fa afaka mandefa mpianatra any Etazonia hono...

Dia misy indray vao tsy ela ihany koa mitaky 800$ andefasana mpianatra any Etazonia ihany

Dia izao indray ity I-mailaka University milaza fa reconnu eran-tany ary ny olona ofanina dia afaka miasa any an-dafy avy hatrany.. Dia gaga ianao... Ny olona nivoaka tany frantsa aza tsy reconnu any Japon akory dia ity nivoaka teto Mada dia ho reconnu mondialement..

Aza mora fitahina Rankizy a..

Ny vazaha aza mandeha aty mividy tany ... Dia isika indray ve no andeha hanolotena horoahina eto e

Lasa any ianao dia lasa andevo fotsiny (Lyban, koweit... Chine)
novalian'i TenWords ny 30/09/2015 10:32
2. mpisotrtoaka ( 17/06/2015 13:31)
Mandehana rankizy rehefa vendrana a ! Raha te hahita vazaha dia miviadana tele d mahita e !
3. endriny ( 23/06/2015 05:14)
Ilay vola hividianana tele mbola tsy maintsy ho tediavina any an-dafy... dia ny delestazy mbola tsy maintsy hividianana battery any an-dafy.... hihihihihihi
4. TenWords ( 30/09/2015 10:32)
JerEn'ny fanjakana fotsiny satria izay no tanjona (hanapotika tanteraka ny fampianarana eto amintsika)... mba ho bado daholo ny malagasy ka mora hambakaina tahaka ireny @ fotom-pifidianana samihafa ireny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3309