Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
rabaradaka
(
16/05/2015 06:39)
Very hevitra i Hery ny amin'ireto ekipany izay tsy misy mila na iray aza
Efa niteny an'ity teto aho fa vazaha ity maneho azy ity dia nindramiko ilay izy
"De sources sures et concordantes, le gouvernement américain a refusé catégoriquement la candidature de Henri Rabary-...
tohiny
novalian'i hery ny 27/05/2015 09:09
rhaj0
(
15/05/2015 13:26)
Tantarao ny tao am-piangonana teo
Mba tiako ho heno azany ny hita sy renao tao am-piangonana tao t@ iny faran'ny herinandro iny.. - Na paozitifa (mahafinaritra, mahasoa, mahaliana, mampihomehy, maha-ontsa, ets...)
- Na negatifa (maha...
tohiny
novalian'i endriny ny 22/05/2015 08:34
bor2lais
(
15/05/2015 12:12)
Sekta Jiosy Malagasy Israelin'Andriamanitra !
Mihetsika indray ny adalan'ny sekta raha [url=https://www.moov.mg/actualiteNationale.php?articleId=846971]ity rohy ity[/url] no jerena !...
tohiny
novalian'i Strong3 ny 22/05/2015 08:14
endriny
(
15/05/2015 08:16)
Izahay tarak'i Adama sy Eva ngilo kely
Dia onena ny foko, betsaka izahay ngilo kely no mitompoteny fatratra fa ny razambenay dia i Adama sy Eva... Dia mba nijery ny sarin'i Adama sy Eva tamin'ireto sary amidy aho na ireto aranty amin'ny ba...
tohiny
novalian'i endriny ny 29/05/2015 15:12
rabaradaka
(
14/05/2015 07:03)
Misavoritaka ny tanàna, iza no henoina Ravalo sa i Hery ?
Misavoritaka ny tanàna, iza no henoina Ravalo sa i Hery ? Raha ny toejavamisy aloha dia amin'izao fotoana anoratako izao no tena marefo indrindra ny herin'ny mpitondra satria sosotra tena sosotra ny ...
tohiny
novalian'i rabaradaka ny 16/05/2015 06:42
Strong3
(
12/05/2015 10:10)
dia foronin'ny tsimisyAtra sy ny mpanohitra ny finoana kristiana daholo io zvt rht io hamotehana
http://www.google.com/url?sa=t&rct=j&q=&esrc=s&source=web&cd=1&cad=rja&uact=8&ved=0CB4QFjAA&url=http%3A%2F%2Fwww.wikistrike.com%2Farticle-bombe-au-vatican-une-bible-de-1500-ans-confirme-que-jesus-chri...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 29/05/2015 12:58
rhaj0
(
11/05/2015 16:21)
Moslimo sy ny sarin'i Mohammed
T@ ireny Ze souhihi Sariliha ireny dia samy niteny hoe Ze souhihi Sariliha.. Fa ity misy lahatsoratra manazava ny antony tsy itiavan'ny ny Moslimony fanaovana sary ny profeta..
http://www.cnn.com/20...
tohiny
novalian'i andrianasolosudickhassan ny 30/09/2015 12:08
mpilaza444
(
11/05/2015 09:43)
Inona no ahafantarana fa efa lany ny disque d'embrayage-nà moto?
Manana moto ABM aho. Toa mihen-kery ny 3ème vitesse . tsy fantatro hoe nahoana? Manahy aho fa sao ny disque no voa ? nefa sao koa mba menaka io e! Ka mba ampahafantaro ahy ny comportement moto raha s...
tohiny
novalian'i Radavison ny 08/09/2015 13:18
hery
(
10/05/2015 21:17)
Refus de visa
Mba misy fanontaniana kely.
Inona kay no atao raha réfusé ny visa? Efa nisy nanana expérience ve ianareo? Nahazo an'ilay taratasy hoe "Refus de visa" misy ny antony, dia ery ambany ery misy an'ila...
tohiny
novalian'i bandyhendry ny 11/11/2015 15:04
sakaiz
(
10/05/2015 11:07)
tsy ampy fampita-baovao tsika
lasa ny saiko ry zareo!mba nanontany olona(lehibe a)ny tenako teo fa hadinoko tampoka ny prenom-an'i ravelonarivo hoe jack sa jean!dia hoy aho hoe iza moa ny anaran PM iny?
ny valiny azo???
--->KOLO R...
tohiny
novalian'i vahiny2004 ny 05/01/2016 13:50
sakaiz
(
10/05/2015 04:10)
very ny ganan-drasoa
rasoa(R):sao mba nahita gana nandalo taty ianao?
naivo(N):ie!nisy nandalo mitsy teo;ny iray mitarika 2,ny iray mitarika 1,ary ny iray tsy mitarika.
R:ny ganako very mihitsy izany
firy ary ny isan'...
tohiny
novalian'i ora ny 26/04/2016 08:26
zafimbolasoanh1
(
08/05/2015 14:04)
fampinonoana
Bjr ,terabao efa ho 5andro aho,somary kely n'y zanako,inona no tokony hatao mba hampafana nono s'y hampatavy azy haingana ka hitombo be n'y zaza,misaotra antsika @ torohevitra nour....
tohiny
novalian'i krik ny 16/11/2015 01:46
endriny
(
08/05/2015 12:19)
Hanangana tribonaly paralely indray hono ny Depiote
Tena mpanidika lalana votany mihintsy, miala tsiny... Hanangana tribonaly maitso hitsara ny mpanondrana bois de Rose hono e...
Dia aoana ny mpanondrana volamena sy vatosoa ary ny mpivaritra tany amin...
tohiny
endriny
(
08/05/2015 12:14)
Renim-pianakaviana 67 taona nisy nanolna sy nifandimbiasana teo Analakely
Dia gaga ianao no malahelo fa dia nosoratan'ny moov eo amin'ny pejy voalohany mihintsy amin'ny tenin'ny mpanjaka mba ho hitan'izao tontolo izao fa tsy manjary ny Malagasy......
tohiny
novalian'i elien8 ny 11/11/2018 06:50
ravatorano
(
08/05/2015 06:40)
nametram-pialana hoe ny PDS Antananarivo renivohitra ?
raha ny vaovao reko alina dia nametram-pialana tsy ho PDS an'Antananarivo renivohitra intsony Ingahy Ny Hasina Andriamanjato ! ny antony reko dia hoe mba hahafahany miteny sy miresaka bebe kokoa momba...
tohiny
novalian'i ravatorano ny 15/05/2015 07:31
Laurie
(
07/05/2015 18:31)
Na inona na inona excusen'i Ny Hasina dia mazava fa sarotra ny asany ary tsy vitany matoa izy nametra-pialana! Manamarika izany fa henjana ny PDS teo alohany nahavita sy tsy nitsoaka an- daharana!
Ka iza ary ny ho sahy hipetraka eo amin'io toerana io?...
tohiny
sakaiz
(
07/05/2015 12:33)
sshuuut!!!
miarahaba ny lehilahy!
mba mila hevitra ry zalahy mialohan'ny hidirana lalina a!
zao le blem:otran'ny mitady hisy volo mipoitra eo @ lohan'i balita(le efa eo am satroka mitsy) ary tsy 1 na 2. zah ve n...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 09/05/2015 11:15
sakaiz
(
07/05/2015 12:18)
FARANY HONO
Aty Ankazobe rn4!
Mpino ao @ fifohazana Mandoa 4 no nisesy maty nandritry ny 2 erinandro;ka voizin'ny mpino ao fa afaka 1mois raha ela indrindra ny fin du monde,Donc samy mandoro ny entana rehetra...
tohiny
novalian'i ranthson ny 19/08/2015 14:07
bazylou
(
06/05/2015 18:07)
mazava tsara izao ny eto madagasikara
i rajao sy le8 izao no mtondra ny firenena. Indrisy ry biby manana loha roa......................
beurrrk...
tohiny
novalian'i ravatorano ny 08/05/2015 06:32
bazylou
(
05/05/2015 18:27)
hoy ny basy vava androany
azo sary ny angatr'ilay zazakely maty........
Asa aloha ,,,????
beuurrk...
tohiny
novalian'i Aloka24 ny 19/06/2019 10:25
