Very hevitra i Hery ny amin'ireto ekipany izay tsy misy mila na iray aza
1. rabaradaka (
16/05/2015 06:39)
Efa niteny an'ity teto aho fa vazaha ity maneho azy ity dia nindramiko ilay izy
"De sources sures et concordantes, le gouvernement américain a refusé catégoriquement la candidature de Henri Rabary-Njaka au poste d'ambassadeur de la République de Madagascar à Washington DC.
Bruxelles aussi se dit "inconfortable" à la nomination de la même personne comme ambassadeur au sein de l'UE.
Ceci dit, le régime actuel est détesté par la communauté internationale"
Tsy maintsy mitondra lettre de créance eken'ny fitondrana eo antoerana ka.
I François Hollande izao saika nanolotra ambassadeur homosexuel teto Vatican fa nolavin'i Vatican dia mitady olona hafa indray. Tsy afaka manao forcing.