fampinonoana

1. zafimbolasoanh1 ( 08/05/2015 14:04)
Bjr ,terabao efa ho 5andro aho,somary kely n'y zanako,inona no tokony hatao mba hampafana nono s'y hampatavy azy haingana ka hitombo be n'y zaza,misaotra antsika @ torohevitra nour.
novalian'i krik ny 16/11/2015 01:46
2. Mi-tiana ( 09/05/2015 18:28)
Miarahaba,

Ny hevitro dia tsara ianao raha misakafo matsiro fa lanjalanjaina tsara kosa anefa. tsara ihany koa ianao raha toa ka mihinana irony sakafo mahabe sy mampiakatra tsara ny nono irony toa ny papaye, sôsety, vavanomby, karôtintsôvaly (fenouil), melon, pastèque, sns maro hafa.
rehefa miakatra tsara mantsy ny nono dia afaka mampinono matetika ianao, hany ka lasa zatra ilay zaza mihinana foana.
aza kivy foana fotsiny raha toa ka somary mitombo anja ianao rehefa misakafo betsaka, tsarovy fa ny anao iny tavy iny afaka esorinao rehefa any aoriana kely any fa ilay zaza somary bitika kosa mahonena raha toa ka mety hisy fiantraikany amin'ny toebatany ny tsy fahampiana.

Mahereza
3. booboo ( 11/05/2015 11:58)
Ataovy a la demande ny fampinonoana, dia rehefa ritra tsara ny nono iray vao soiloina ny ilany. Ilay ronono @ voalohany iny manko karazana "entree" ary ilay @ farany no matavy2 feno. Tokony ho mavomavo tsara ny caca-ny, raha maitso2 dia tsy nahazo tsara ilay ronono matavy @ farany izy izay.
Plus izy minono, plus misy ronono foana. Alohan'ny pic de croissance dia somary mihena kely ny ronono fa miakatra beeee gravy avy eo. 3mois misy pic fa alohan'io koa mbola misy fa tsy tadidiko hoe rahoviana moa...
Ny zanako farany pitsana kely tena kely t@ teraka, ni-flotte izy anaty body taille naissance hatr@ 1mois, nefa allaitee a la demande, efa vahana ilay izy fa na zao aza izy mbola pitsana kely, ny zokiny nefa little boudha t@ mbola kely.
Saika hadino : Maroroha taiza o.
4. endriny ( 12/05/2015 14:42)
Arahabaina aloha nahazo dimby sy fara...

1) Ny zaza dia mihena raha vao teraka satria mbola mizavatra ilay minono izy fa tsy toy ny tany an-kibo intsony... ka mila ampinonoina matetika izy mba hizatra... Madritry ity fotoana ianarany minono ity, izay mety aharitra 10 andro na mahery aza dia mety tsy ahazo sakafo ampy izy dia mihena ary JEREO matetika ihany fa mora andairan'ny TAZOVONY izy noho ny tsy fampiana eo amin'ny sakafo sy ny VITAMINA D ka lasa mavo ny hodiny..

Raha misy io tranga io (lasa mavo ny hodiny sy ny masony) dia ento eny amin'ny dokotera ny zaza (multivit misy D no fanafody omeny anao)

2) Raha tsy tsy ampy nono ianao dia izao no hevitra: Mahereza mihinana sakafo be ranony kanefa koa misy proteina... Isika Malagasy mantsy tsy dia manana fahazarana misotro rano loatra

Sakafo: Ravim-bomanga sy patsa, yaorta maison, labiera iray vera, ronono, lasopy tsaramaso, voatavo..

Fomban'ny Ntaolo: Mitanika nonoka atao rano fisotro maraina sy hariva... (izay tokoa moa no maha nonoka ity hazo ity, satria fapandotsoana nono mihintsy izy io)

Dia maroroa ny taiza
5. krik ( 02/06/2015 18:41)
Asa na efa nisy niteny, adin ambanivolo ity, tsy dia manahirana. Ankoatra ny fifanana iray volana na mihoatra, dia ny fisotroana ranon ampango betsaka matoy tsara, mafana tsara, ho hitanao fa hitosaka ny nononao, tsara kokoa afo kitay no anaovana azy. Maroroha taiza.
6. zafimbolasoanh1 ( 17/10/2015 10:45)
Bonjour,misaotra t@ mail nalefanao,faly tokoa za namaky azy ary faly ihany koa mamaly azy,efa 5 mois et demi i Harold zao, somary misy colique izy ary hatramizao mbola tsy matory aminy alina fona mifoha mitady nono,zao izy tsetsina fona ndray ny orina efa manao lavage net @ mousse bébé fona za isan andro 3 fois par jour miaraka @ sérum physiologique fa de misy fona makany aminy dokotera izahay fa de hoe diovina fona isan andro ,tsy haiko hoe maninona fa de bouché ny orony ary mikohaka kely fotsiny,aty France koa moa efa manomboka mangatsika zao de na zà aza rhumé ihany koa, manatena valiny avy any aminao misaotra indrindra, aminy manaraka indray, NOUR
endriny:

Arahabaina aloha nahazo dimby sy fara...

1) Ny zaza dia mihena raha vao teraka satria mbola mizavatra ilay minono izy fa tsy toy ny tany an-kibo intsony... ka mila ampinonoina matetika izy mba hizatra... Madritry ity fotoana ianarany minono ity, izay mety aharitra 10 andro na mahery aza dia mety tsy ahazo sakafo ampy izy dia mihena ary JEREO matetika ihany fa mora andairan'ny TAZOVONY izy noho ny tsy fampiana eo amin'ny sakafo sy ny VITAMINA D ka lasa mavo ny hodiny..

Raha misy io tranga io (lasa mavo ny hodiny sy ny masony) dia ento eny amin'ny dokotera ny zaza (multivit misy D no fanafody omeny anao)

2) Raha tsy tsy ampy nono ianao dia izao no hevitra: Mahereza mihinana sakafo be ranony kanefa koa misy proteina... Isika Malagasy mantsy tsy dia manana fahazarana misotro rano loatra

Sakafo: Ravim-bomanga sy patsa, yaorta maison, labiera iray vera, ronono, lasopy tsaramaso, voatavo..

Fomban'ny Ntaolo: Mitanika nonoka atao rano fisotro maraina sy hariva... (izay tokoa moa no maha nonoka ity hazo ity, satria fapandotsoana nono mihintsy izy io)

Dia maroroa ny taiza
7. zafimbolasoanh1 ( 17/10/2015 11:03)
Misaotra anareo namaly ny hafatra, mialatsiny ra somary tara ny valiny fa zao aho vao nanokatra ity site ity indray , mahafinaritra daholo ny valiy nalefanareo e, mirary soa indrindra,
8. krik ( 08/11/2015 18:54)
hafatra kely
1- arovy @ny hatsiaka ny zaza, indrindra ny lohany, tratrany...
2-ny fianteherana @ny fanafody dia mety hampihena ny fahazara manohitry ny hery fiarovana izay voajanahary ao amintsika.

bn sante
9. zafimbolasoanh1 ( 11/11/2015 06:11)
Miarahaba anareo n'y tenako,misaotra namaly hafatra ,marina tokoa fa Mila arovana n'y loha sy n'y tratran i zazakely aminy hatsiaka ,aty efa mangatsika zao ka mamely n'y kohaka s'y sery ,,ary Tena mijaly n'y zaza ,tsisy fanafody azo omena hafatriny doliprane refa misy tazo iny ,azo omena tambavy kely ka Ve n'y zazakeky 6mois azafady refa Tena mikohaka ne iny? Misaotra e,
10. krik ( 16/11/2015 01:46)
ny cotrim no metimety alohan hatory @alina.



menaka coco ahosotra @ loha sy tratra, hampitombo ny hafanana.
ny tambavy ve tsy ohatry ny mangatsiaka ka mampikohaka ? ? ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2277