Inona no ahafantarana fa efa lany ny disque d'embrayage-nà moto?

1. mpilaza444 ( 11/05/2015 09:43)
Manana moto ABM aho. Toa mihen-kery ny 3ème vitesse . tsy fantatro hoe nahoana? Manahy aho fa sao ny disque no voa ? nefa sao koa mba menaka io e! Ka mba ampahafantaro ahy ny comportement moto raha simba ny disque d'embrayage.
novalian'i Radavison ny 08/09/2015 13:18
2. Radavison ( 08/09/2015 13:18)
Raha ny fahalanian'ny disque d'embrayage dia mitovy amin'ny fiara ihany ny fi-testé-na azy. Fa raha zavatra hafa aloha (axe, butée, sns...) dia tsy haiko.
Raha 5 vitesse ilay moto dia eo ampijanonana eo dia ampidiro 4e, dia manaova toy ireny départ ireny fa ataovy moramora. Raha calé dia midika izany fa mbola mi-porte tsara ny embrayage ka normal raha tsy mahazaka. Raha tsy calé ilay moto dia tsy normal mihitsy fa satria mibolisatra fotsiny izay ilay embrayage.

Izay aloha no azo ambara
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2221