Mijaly sady tratran'ny mauvaise haleine chronique no misy fofona ratsy manaraka ny vatana [Triméthylaminurie]

1. miandrandraFiovana ( 13/04/2015 12:18)
Miarahaba anareo rehetra,

Izay aho vao nandray anjara t@ forum malagasy .

Izaho dia nijaly efa 10 taona zao. Nanomboka 10 taona aho no tratran'ny mauvaise haleine tsy voazava ary 20 taona aho zao.

Saingy nanomboka tamin'ny faha 18 taonako teo dia niampy indray ny fahavoazana. Lasa misy fofona ratsy @ vatako otran'ny hoe may hafahafa izany. Na dia avy mandro aza aho, vao afaka kelikely dia tsy afaka akory. Fofona hafa mihintsy ilay izy fa tsy fofona hatsembohana tsotra.
(...)

Tsy tantaraiko intsony ny fijaliana amin'ny fifandraisako @olona nandritra ny hatanorako iray manontolo fa dia mampieritreritra indraindray hoe izaho no mijaly indrindra. Ny tena mampalahelo ahy dia ny fiheverana tonga ao an-tsain'ny olona hoe voretra :( ...

Efa noteteziko ny internet nitadiavana vahaolana. Ny dentiste iray moa de nilaza tamiko fa 32 dents hono no entiko refa maty fa tsara be ny nifiko. Tsy any anefa ny olana fa na avy miborosy nify aza tsisy effet.

Teo ampitadiavana vahaolana t@ net iany dia tonga teo amina cas iray niresaka triméthylaminurie aho. Resy lahatra aho fa triméthylaminurie no mahavoa ana. Izao mantsy : tsy indray fa in maromaro dia tena reko ho fofo-trondro lo tokoa ilay fofona. Ary izay vao hitako oe izay kay ilay fofona heveriko fa otran'ny masison'ny main'ny andro izay. Tsy fofon'atsembohana mahazatra mihintsy izy io ary na avy mandro aza eo fona ilay izy.

Remarques momba ny triméthylaminurie :
- aretina iray incurable izy io mahatonga fofon-trondro lo mivoaka @ vatana vokatry ny tsy fahampiana enzyme iray avokan'ny foie
- tsy @ tsemboka ihany fa amin'ny pipi sy ny fofon'aina iany koa no ivoahan'ilay triméthylamine
- ny MUTATION no mahatonga azy ka araka izany dia héréditaire ilay izy!!! Raha hiteraka aho izany dia mety ho tratra izay koa ny zanako :(.

1) Aiza kay no misy toerana azo anaovana test an'io aretin-doza io eto an-tanindrazana?
2) Efa nanadramako avokoa raha ny vahaolana rehetra t@ net sy t@ dentiste. Angamba tsy maintsy hiditra solution miracle ka izay no angatahako aminareo malagasy mitovy amiko.
2. saho ( 13/04/2015 19:30)
Mampalahelo ny mahazo anao izany, ity misy fanazavana kely sao afaka mety hahatsara le fofona ohatra fofona trondro mivoaka ny tenanao

Aretina

Izany dia vokatry ny kilema eo amin'ny famokarana na ny anzima flavin monooxygenase 3 (FMO3) amin ny vatana. Raha toa ka tsy ampy FMO3 dia, ny tena tsy afaka misy famokarana fofona madio metabolizing trimethylamine (TMA) Food trimethylamine Oxide (TMAO) amin'ny alalan'ny dingana iray antsoina hoe N-oxygenation ny marary. Trimethylamine dia miangona eo amin'ny tena, ary amin'ny farany dia mivoaka ny fofona ratsy amin'ny alalan'ny hatsembohana , urine sy fofom bava na rehefa miaina, fofona hafahafa toa trondro.
Ny tsy fahampiam FM03 dia faharoa amin'ny iombonana ao amin'ny fototarazo ny anzima io.
Ny fanafoanana ny trimethylamine, araka ny hamandoana sy ny fanatanjahan-tena mahery vaika amin'ny tsemboka (manao tsemboka be na sauna)izany hoe manao fanatanjahantena, nanaraka ny fisasana amin'ny savony misy asidra

Ny fitsaboana dia mifototra amin'ny sakafo vitsy akora na fihenan ny atao hoe choline sy lecithin izay molekiola roa nandray anjara tamin'ny fahatongavan ny aretina trimethylamine, atao mifandanja ny fihinanana (choline, lecithin, ary trimethylamine-N-Oxide)

Izany hoe mihinana sakafo tsy betsaka ireto voalaza manaraka ireto

Trimethylamine dia hita koa fa avy aminy ronono ombivavy omena soja
Choline dia misy ao be dia be ao amin'ny:
ny atody,
Aty,
ny voa,
Pitipoà
tsaramaso,
Voanjo,
Vokatra soja,
Voankazo ( tsimoka, laisoa, soflera, sns)
Vokatra misy Lecithin ohatra fihinana trondro matavy

Amin'izao fotoana izao tsy misy fitsaboana momba io aretina io (trimethylaminuria). Na izany aza, azo atao ny olona mba hiaina ny fiainana ara-dalàna miaraka amin'ny aretina izany.










miandrandraFiovana:

Miarahaba anareo rehetra,

Izay aho vao nandray anjara t@ forum malagasy .

Izaho dia nijaly efa 10 taona zao. Nanomboka 10 taona aho no tratran'ny mauvaise haleine tsy voazava ary 20 taona aho zao.

Saingy nanomboka tamin'ny faha 18 taonako teo dia niampy indray ny fahavoazana. Lasa misy fofona ratsy @ vatako otran'ny hoe may hafahafa izany. Na dia avy mandro aza aho, vao afaka kelikely dia tsy afaka akory. Fofona hafa mihintsy ilay izy fa tsy fofona hatsembohana tsotra.
(...)

Tsy tantaraiko intsony ny fijaliana amin'ny fifandraisako @olona nandritra ny hatanorako iray manontolo fa dia mampieritreritra indraindray hoe izaho no mijaly indrindra. Ny tena mampalahelo ahy dia ny fiheverana tonga ao an-tsain'ny olona hoe voretra :( ...

Efa noteteziko ny internet nitadiavana vahaolana. Ny dentiste iray moa de nilaza tamiko fa 32 dents hono no entiko refa maty fa tsara be ny nifiko. Tsy any anefa ny olana fa na avy miborosy nify aza tsisy effet.

Teo ampitadiavana vahaolana t@ net iany dia tonga teo amina cas iray niresaka triméthylaminurie aho. Resy lahatra aho fa triméthylaminurie no mahavoa ana. Izao mantsy : tsy indray fa in maromaro dia tena reko ho fofo-trondro lo tokoa ilay fofona. Ary izay vao hitako oe izay kay ilay fofona heveriko fa otran'ny masison'ny main'ny andro izay. Tsy fofon'atsembohana mahazatra mihintsy izy io ary na avy mandro aza eo fona ilay izy.

Remarques momba ny triméthylaminurie :
- aretina iray incurable izy io mahatonga fofon-trondro lo mivoaka @ vatana vokatry ny tsy fahampiana enzyme iray avokan'ny foie
- tsy @ tsemboka ihany fa amin'ny pipi sy ny fofon'aina iany koa no ivoahan'ilay triméthylamine
- ny MUTATION no mahatonga azy ka araka izany dia héréditaire ilay izy!!! Raha hiteraka aho izany dia mety ho tratra izay koa ny zanako :(.

1) Aiza kay no misy toerana azo anaovana test an'io aretin-doza io eto an-tanindrazana?
2) Efa nanadramako avokoa raha ny vahaolana rehetra t@ net sy t@ dentiste. Angamba tsy maintsy hiditra solution miracle ka izay no angatahako aminareo malagasy mitovy amiko.
3. Fiffi ( 13/04/2015 19:41)
ndryyyy ....mampalahelo ny mahazo anao...

heu...toa efa nahita an'io zah tam émission tam télé une fois...

toa azo sitranina io fa saingy maharitra ela be...

aty ivelany ny niseho fa tsy any Mada...

je vais me renseigner....sao mbola mety hitako lé émission...
4. saho ( 13/04/2015 19:48)
Recherche
Le traitement consiste en un régime alimentaire dans le but de précurseurs de triméthylamine (z . B. carnitine et de choline ) exclus de l'alimentation, et en un médicament à court terme de la néomycine et de métronidazole ( 400 mg par jour ) . Les médicaments qui affectent le métabolisme du foie, doivent être évités.
miandrandraFiovana:


Miarahaba anareo rehetra,

Izay aho vao nandray anjara t@ forum malagasy .

Izaho dia nijaly efa 10 taona zao. Nanomboka 10 taona aho no tratran'ny mauvaise haleine tsy voazava ary 20 taona aho zao.

Saingy nanomboka tamin'ny faha 18 taonako teo dia niampy indray ny fahavoazana. Lasa misy fofona ratsy @ vatako otran'ny hoe may hafahafa izany. Na dia avy mandro aza aho, vao afaka kelikely dia tsy afaka akory. Fofona hafa mihintsy ilay izy fa tsy fofona hatsembohana tsotra.
(...)

Tsy tantaraiko intsony ny fijaliana amin'ny fifandraisako @olona nandritra ny hatanorako iray manontolo fa dia mampieritreritra indraindray hoe izaho no mijaly indrindra. Ny tena mampalahelo ahy dia ny fiheverana tonga ao an-tsain'ny olona hoe voretra :( ...

Efa noteteziko ny internet nitadiavana vahaolana. Ny dentiste iray moa de nilaza tamiko fa 32 dents hono no entiko refa maty fa tsara be ny nifiko. Tsy any anefa ny olana fa na avy miborosy nify aza tsisy effet.

Teo ampitadiavana vahaolana t@ net iany dia tonga teo amina cas iray niresaka triméthylaminurie aho. Resy lahatra aho fa triméthylaminurie no mahavoa ana. Izao mantsy : tsy indray fa in maromaro dia tena reko ho fofo-trondro lo tokoa ilay fofona. Ary izay vao hitako oe izay kay ilay fofona heveriko fa otran'ny masison'ny main'ny andro izay. Tsy fofon'atsembohana mahazatra mihintsy izy io ary na avy mandro aza eo fona ilay izy.

Remarques momba ny triméthylaminurie :
- aretina iray incurable izy io mahatonga fofon-trondro lo mivoaka @ vatana vokatry ny tsy fahampiana enzyme iray avokan'ny foie
- tsy @ tsemboka ihany fa amin'ny pipi sy ny fofon'aina iany koa no ivoahan'ilay triméthylamine
- ny MUTATION no mahatonga azy ka araka izany dia héréditaire ilay izy!!! Raha hiteraka aho izany dia mety ho tratra izay koa ny zanako :(.

1) Aiza kay no misy toerana azo anaovana test an'io aretin-doza io eto an-tanindrazana?
2) Efa nanadramako avokoa raha ny vahaolana rehetra t@ net sy t@ dentiste. Angamba tsy maintsy hiditra solution miracle ka izay no angatahako aminareo malagasy mitovy amiko.
5. endriny ( 17/04/2015 09:00)
O ry namana a

Ny olona ange samy misy TMU daholo e, fa ny taha ao anaty no samihafa noho ny tarazo e... Ka ianao izany mba zana-tarazon'ny olona mahery fofona...

Ny fanafody tsotra dia ny fikan'ny Ntaolo a: Asiana voasary makirana na vinaingitra ny rano isasana; aza adino ny mampiasa ilay atao hoe Alamo, milona anaty rano misy karibaonetra matetika (saika hiteny aho milona any Antsirabe, fa ianao mety tsy any no mipetraka koa)

Dia mirary soa e
6. Valiih ( 24/04/2015 10:58)
salam naman a!manantena fiovana ianao,ar na oela na oaingana ts maits ositrana f tazomy mndrakariva ny fanantenanao? ny ah manokana d misasa @rano asiana karibonetra, d @alina rhf atory mitsy manaova suppo metronidazole ra mety oe mamoaka fofona ny any amn fivaviana?d n elika aza d asiana savony ary az asin volo na d kely az mjanna na amn elika na ary ambany sns,,,alao fona f reny ko no mitana fofona.aza mapiasa savony misy hanitra f nosy kelly apiasaina sad reny voatokana oany toil intime.d za ko maita oe tokny anantona docteur ombany fananahana iany enao satry mety oavy @zay satry anisany fisehony aretina aranofo io oe fofotrondro io?ts maptaotranao ah f ef nisy namako naenoko io zavatr io?d ny farany f lebe ndrindr d ankino aminATRA f izy iany no afaka anasitrana anao , na olany vola s oeo rht eo enao f tsis azy d zavapona? mahereza fa ny tompo homba anao izy lay nilaza oe antsoy aho d ovaliako ianao ar apisehoako zavadehibe saropatarina zay tsy fantatrao, d matoky azy f izy iany no vaolana oanao?...mahereza foana
7. Valiih ( 24/04/2015 11:06)
saika adinoko! itanao! misy anle zavatra kely mainty2 reny eny amin pivarotra tapakazo na eny amn sisindalana eny, odinify otriny vonjavatra mainty otrny moknazy, olimanara ngamb nenarany. alainao d voasana kely d lemana ny brosse a dent d akasokasoka amleizy d mamoaka roatra fotsy otrn dentifrice somary mangananganana mangidingidy d iny iborosina nify atao matetika f mino ah f aita vokany enao?
8. Ratoa ( 06/05/2015 14:03)
ny karibonetra na bicarbonate de soude, vidiana eny @ grande surface na mpivarotra kely aza dia misy azy. Maka iray mitsingina ianao ataonao anaty rano mangatsiaka dia sotroy, 1X par jour, raha misasa ianao dia asio karibonetra koa ny rano farany ikobananao, raha manana baignoire aloha dia ny milona ao no tsara indrindra sady misotro.
Jereo ammin'ny internet ny dosage ho an'ny baignore: les binefiats du bicarbonate de soude. Misy koa resaka manala fofona amin'ny internet, karibonetra ihany koa no atorony.
Aza kivy manantona dokotera!
9. bichette ( 10/06/2015 15:34)
oui, mety hahasoa tokoa ny misotro ilay karbonetra kely !
efa nanandrana nanao fifadiankanina ve ianao ? dia misotro rano fotsiny no atao ? mandritry ny 2 andro ohatra hanadiovna ny taova ?
10. fahorihambe ( 16/11/2015 12:55)
izaho koa tahaka ny anao io ny problemako ato. fa ny ahy tsy mba henoko fa ny manodidina anah any ampiasana no maheno. ny mahagaga ahy koa dia tsy mba misy maheno azy ny ato antrano. nefa vao tonga any ampiasana aho dia mandeha ny fosafosa sy ny fihetsika mampiseho fahamantsinana be. ny tena olana amiko izao dia ny fiheritreretako ny zanako any aoriana any fa toa hoe manaranaka izy io, tsy fantatro mantsy raha tsy taty aorian'ny fanambadianay ny fisian'io aretina mahazo ahy io. misy fotoana aho te hamoy fo fa tsy tantiko ny ataon'ny manodidina ahy nefa mieritreritr ny hoavin'ny vady amanjanako sy ny mety hahazo ahy ho very any amin'ny elo dia aleoko miaritra eny foana. ny hany hataoko izao dia ny mivavaka sy mankahery ny tenako foana fa ny fanafody efa lany haiky aho fa tsitako izay hataoko. mirary soa ho anao dia mifampivavaka eny isika.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7352