Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i jakoba, milahatra araka ny daty
jakoba
(
09/04/2015 07:04)
Solfa klasika
Miarahaba,
Mitady solfa klasika aho ho an'ny chorale anay izay mba manana azafady.
Ilay "Ingao ny hira vaovao" no tena ilaiko fa tsy mety mahita mihitsy mihitsy aho.
Misaotra indrindra,
Jakoba...
tohiny
novalian'i dinaraj ny 19/05/2015 07:40
